Jocelyne Mariage Création

Jocelyne Mariage Création Planification et création de tous articles de décorations et d'ornement pour les événements de votre vie

Tiako avy daholo ary tena meva tokoa ilay fitafiny🌸 Misaotra an’i Queen isika t@zava-drehetra. Iza no tianao?
30/09/2022

Tiako avy daholo ary tena meva tokoa ilay fitafiny🌸
Misaotra an’i Queen isika t@zava-drehetra.

Iza no tianao?

30/09/2022

Ho an'ireo izay sahirana rehefa mitady câble no tsy dia mahafehy ireo voambolana isan-karazany dia ireto misy sombiny amin'ireo fampiasa andavanandro.

Inona koa ny karazana câble tsara ho fantatra nefa tsy hita eto raha ny hevitrao ?

Salama o!!! Ho anareo vehivavy Tia mihanjaika , Tia lamaody , Tia mihaingo ,👒 Dia ity misy zava-baovao hatolotray anareo...
02/09/2022

Salama o!!!
Ho anareo vehivavy Tia mihanjaika , Tia lamaody , Tia mihaingo ,👒 Dia ity misy zava-baovao hatolotray anareo anio. 🥰
Vokatra vaovao , ny tsara hatrany no hatolotray ho anareo mpanjifa.
Koa aza misalasala miantso na manoratra amin'ny pejinay raha misy mahaliana anao.
Mankasitraka tompoko.😘

👋🏼Coucou la famille! Iza daholo isika ilay tia mihaingo? Tongava fa afaka manamboatra izay modely mety tianao izahay🌸
08/08/2022

👋🏼Coucou la famille!

Iza daholo isika ilay tia mihaingo?
Tongava fa afaka manamboatra izay modely mety tianao izahay🌸

Coucou tsika! Misy paper  packs ato aminay azo hanamboaranao VALOPY (DIY)💌 📩 miavaka asiana teny mamy ❤️, na vola kely h...
04/01/2022

Coucou tsika!
Misy paper packs ato aminay azo hanamboaranao VALOPY (DIY)💌 📩 miavaka asiana teny mamy ❤️, na vola kely hoan'ny dadabe sy bebe,na fianakaviana, namana amin'izao fiarabana tratrin'ny taona 2022 izao.

Tongava ary!


Mirary taon-tsambatra feno fahombiazana sy fiadanana hoanao sy ny ankohonanao.
01/01/2022

Mirary taon-tsambatra feno fahombiazana sy fiadanana hoanao sy ny ankohonanao.


Salama isika rehetra .Andao isika hianjaika , hitsena an’ity taom-baovao ity.🤗Ireto misy modely hafa koa afaka hisafidia...
31/12/2021

Salama isika rehetra .

Andao isika hianjaika , hitsena an’ity taom-baovao ity.🤗

Ireto misy modely hafa koa afaka hisafidianana.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙂

Howdy Howdy! Faran’ny taona dia mba andao hi-jejo kely indray ö👒 Afaka manamboatra raha misy modely tianao atao ♥️
30/12/2021

Howdy Howdy!
Faran’ny taona dia mba andao hi-jejo kely indray ö👒
Afaka manamboatra raha misy modely tianao atao ♥️


📣Coucou les chouchous! 😍🎁Ity indray ny fanomezana hafa kely hoan’i Neninao na ilay vadinao jejokely io, fa tongava ainga...
27/05/2021

📣Coucou les chouchous! 😍

🎁Ity indray ny fanomezana hafa kely hoan’i Neninao na ilay vadinao jejokely io, fa tongava aingana. 📿

Tonga dia afaka mandefa messages 📱izay TENA liana.♥️

🏷On sale

Ry jejo kely rehetra ö, Jereo aloha fa soa misy tianao, efa alefa mora izy ireto fa efa kely sisa. Prix:10.000Ar 🟢 Izay ...
19/05/2021

Ry jejo kely rehetra ö,

Jereo aloha fa soa misy tianao, efa alefa mora izy ireto fa efa kely sisa.

Prix:10.000Ar

🟢 Izay Tonga aloha ihany no mahazo moa

Coucou les chouchous! Ity misy ballon chiffre hoanareo 🎈Prix: 7.000Ar
16/05/2021

Coucou les chouchous!

Ity misy ballon chiffre hoanareo 🎈

Prix: 7.000Ar

Coucou daholo! Arakin’ny resaka natao t@Alatsinainy teo moa dia i Sarobidy Mahabo no nahazo an’ilay poketra maimaim-poan...
12/05/2021

Coucou daholo!

Arakin’ny resaka natao t@Alatsinainy teo moa dia i Sarobidy Mahabo no nahazo an’ilay poketra maimaim-poana. Izy no tonga nanoratra voalohany teo .

Dia ndao ary tsika mba hiaraba Azy e! 🤩


❇️Misaotra anareo sahady ihany koa manaraka tsy tapaka ny pejy. Hafa indray no hoentintsika eto . Sady tena mahafaly anay ihany koa ny mizara zavatra tsara hoanareo! 💐

Address

Lot IVJ 99 Ankadifotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 17:30

Telephone

00261331226258

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jocelyne Mariage Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jocelyne Mariage Création:

Share

Category