O'créa Traiteur Page II

  • Home
  • O'créa Traiteur Page II

O'créa Traiteur Page II Ity no pejy vaovao ampiasain'ny O'créa Traiteur noho ny fisian'ny olana amin'ny pejy teo aloha

24/09/2026

Te hizara buffet à gogo za Samedi fa somary lavidavitra ilay espace🥱

🔴 Ianareo client izany ato aminay afaka manao dégustation na mbola tsy hamandrika daty aza aloha e 🤗🥰 dia afaka mijery p...
20/09/2026

🔴 Ianareo client izany ato aminay afaka manao dégustation na mbola tsy hamandrika daty aza aloha e 🤗🥰 dia afaka mijery prestation mivantana ihany koa an (na buffet à volonté io na plat à servir),tsisy mampanahy anareo mihintsy na ny kely aza👌.

👉👉Aza miandry recommandation akory fa ianao ihany no mi-recommandé ny tenanao amzay😂. Ny efa zatra anay aloha tsy miala fa misisika foana🙄 raha vao miteny zahay hoe efa feno io datinao io dia mikaroka daty hafa mihintsy MBA hijanonana aminay 🤗

➡️➡️Koa inona no mampisalasala fa ireto ny adiresy raha te hifandray mivantana aminay ianareo:
❤️ Compte personnel : Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️ Tél : 0388548641/0342733590
❤️ E-mail : [email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641
NB: efa kely sisa ny daty malalaka ao,je répète "efa kely sisa ny daty malalaka ao"😁.

🔴 TOROHEVITRA :👉 Apetrao amin'ny olona efa mahafehy ilay asa 👉 Apetrao amin'ny olona mahatoky 👉 Apetrao amin'ny olona na...
07/09/2026

🔴 TOROHEVITRA :
👉 Apetrao amin'ny olona efa mahafehy ilay asa
👉 Apetrao amin'ny olona mahatoky
👉 Apetrao amin'ny olona nahazoanao "recommandation" tsara.
👉 Apetrao amin'ny olona tsy manandrakandrana fa miasa amin'ny fony rehetra
➡️➡️Ny événement anao fa andro iray tsy miverina in-droa eo amin'ny fiainanao ilay izy🤗.

➡️➡️Raha ireo critères ireo aloha no jerena dia anananay daholo 🥱🤗 ary aza matahotra fa efa asa hamelomanay vady aman-janaka izy ity ka tsy ho ataonay ambanin-javatra🥰.
➡️➡️Ny prix rahateo tena hoe "abordable" ,zakan'ny fahefa-mividintsika rehetra👌.

➡️➡️KOA AZA MISALASALA MANORATRA NA MIANTSO AMIN'IRETO ADIRESY MANARAKA IRETO RAHA MAHALIANA ANAO NY HIARA-HIASA AMINAY :
❤️Compte personnel :Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️ Tél : 0388548641/0342733590
❤️ E-mail :[email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641
NB: raha misy hevitra tinao mbola hanampiana ireo voalaza ireo dia soraty anaty commentaire fa mety ilain'ireo eo andalam-panomanana izany 😊

🔴Eeeeeh Ohhhh❗❗❗manao menu à servir izahay an 😁sao variana amin'ny buffet à gogo ato 🫣.👉 Manomboka amin'ny 21000 ariary ...
02/09/2026

🔴Eeeeeh Ohhhh❗❗❗manao menu à servir izahay an 😁sao variana amin'ny buffet à gogo ato 🫣.

👉 Manomboka amin'ny 21000 ariary ny tarifs ,ahitanareo an'ireto :
✅2 entrées
✅plat de résistance
✅dessert
✅ jus naturel
✅ serveur .

👉MAHAVITA MIVERINA IN-3 ENY AMBONY LATABATRA NY PLATEAU MISY VARY SY LAOKA🥱aiza indray no ahita an'izany raha tsy ato aminay e😁.

➡️➡️Fandrio ny datinao dieny izao amin'ireto adiresy ireto :
❤️compte personnel : Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️ tél : 0388548641/0342733590
❤️ E-mail: [email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641

🔴Nilaharana mihintsy ny événement tamin'ity mois d'Août ity🤗vita izy iny,nandà asa mihintsy zahay satria tsy afa-manoatr...
31/08/2026

🔴Nilaharana mihintsy ny événement tamin'ity mois d'Août ity🤗vita izy iny,nandà asa mihintsy zahay satria tsy afa-manoatra e🙌 😌aiza ve ka 3 à 4 événements en une journée 🥱🥰.

👉👉Aza endrasana ela koa io mois de Décembre io fa kely sisaaaa dia tsy afaka mandray asa Samedi intsony zahay 🥰.

➡️➡️Tsy ho diso fanantenana ianareo raha misafidy anay fa tongava miresaka amin'ireto adiresy ireto :
❤️Compte personnel :Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️ Tél : 0388548641/0342733590
❤️ E-mail : [email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641

🔴Misaotra anareo mirahavavy nandalo 🤗ireo ny loka androany dia @ manaraka indray oooo, entano ny namana hi-abonné ny pag...
29/08/2026

🔴Misaotra anareo mirahavavy nandalo 🤗ireo ny loka androany dia @ manaraka indray oooo, entano ny namana hi-abonné ny page sao mba anjaran'izy ireo indray ny manaraka😍.

29/08/2026

Hasina Andria
Rina Rindrason
Arahabaina fa ianareo nahazo ny loka buffet à gogo 🤗😍
Alaina izao ,afaka miditra mp

29/08/2026

Commentaire faha 40 sy faha 80 / tsy mahazo manao commentaire mihoatra ny 5 olona iray/alefaaa ary🏃🏃

29/08/2026

Atombontsika afaka minitra vitsy ny lalao an ,hanisa commentaire fotsiny aho MBA hakanareo loka androany🤗

🔴Andao aloha hiaraka hijery sakafo ambony lovia fotsiny androany 😍🥰ireo sary ireo anisany nahasarika ahy ny naka azy sat...
28/08/2026

🔴Andao aloha hiaraka hijery sakafo ambony lovia fotsiny androany 😍🥰ireo sary ireo anisany nahasarika ahy ny naka azy satria tiako Ilay fomba hakan'ny invités azy 🤗tsy any amin'ilay hoe habetsahany an ,fa any amin'ilay karazan-tsakafo mihintsy 😊.

👉👉Tadidio fa mbola afaka miverina in-3 amin'izao ny invités anareo raha izahay no safidinareo hanao ny prestation buffet👌tsy misy hoe milahatra dia lany hono ny cochon de lait fa tsy nahazo intsony ny aoriana,tsia... tsy aty aminay izany🥱.

👉👉Ho anareo izay amin'iny axe RN1 Atsimondrano iny kosa rahampitso,hisarika commentaire haka buffet à gogo eo noho eo aho fa miomana 😁.

➡️➡️Tsy miova ny adiresy afaka ifandraisana ho anareo mila ny andinindininy amin'ny service-nay:
❤️compte personnel :Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️ tél : 0388548641/0342733590
❤️ e-mail :[email protected]
❤️ whatsapp : 0388548641.

Address

Anosibe Ambohibarikely

101

Telephone

+261342733590

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'créa Traiteur Page II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to O'créa Traiteur Page II:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share