Kit Kaly

Kit Kaly Votre cantine en ligne

Eto foana izahay vonona hanome fahafaham-po ho antsika rehetra, tongava anaty hafatra miafina!
05/12/2025

Eto foana izahay vonona hanome fahafaham-po ho antsika rehetra, tongava anaty hafatra miafina!

😋 Afaka mandray commande izahay ho anareo orinasa na sekoly na toeram-piasana na hafa ka mila hanaterana sakafo amin'ny ...
02/04/2025

😋 Afaka mandray commande izahay ho anareo orinasa na sekoly na toeram-piasana na hafa ka mila hanaterana sakafo amin'ny vidiny mirary nefa matsiro

🍗🥤Ireto dia menu misy foana isan'andro ka afaka jifaina,alefa mialoha fotsiny ny commande,andramo fa ho afapo ianao
19/02/2024

🍗🥤Ireto dia menu misy foana isan'andro ka afaka jifaina,alefa mialoha fotsiny ny commande,andramo fa ho afapo ianao

😍Miverina misokatra isika ny Alarobia 21 izao,ahitana zava-baovao maro sy ireo sakafo matsiro efa nojifainareo ihany koa...
19/02/2024

😍Miverina misokatra isika ny Alarobia 21 izao,ahitana zava-baovao maro sy ireo sakafo matsiro efa nojifainareo ihany koa
Afaka mandefa commande avy hatrany ary isika

😜FERMETURE jusqu'à nouvel ordre
08/02/2024

😜FERMETURE jusqu'à nouvel ordre

😋➡️Ho antsika any amin'ny toeram-piasana,na birao na sekoly sy ny oniversitea,indrindra fa ny any an-trano dia afaka man...
07/02/2024

😋➡️Ho antsika any amin'ny toeram-piasana,na birao na sekoly sy ny oniversitea,indrindra fa ny any an-trano dia afaka manatitra sakafo ho anareo izahay amin'ny vidiny mirary nefa tsiro tena miavaka

🤝Ireto indray ary ny sakafontsika rahampitsoAlefaso ary ny commande MPLivraison à partir de 4.000 Ar en ville
05/02/2024

🤝Ireto indray ary ny sakafontsika rahampitso
Alefaso ary ny commande MP
Livraison à partir de 4.000 Ar en ville

👍Ny sakafontsika rahampitso zoma
01/02/2024

👍Ny sakafontsika rahampitso zoma

31/01/2024

Mangataka soso-kevitra sy fanamarihana avy aminareo izahay ahafahana manatsara ny tolotra,na fangatahana ihany koa

😋 Sakafo rahampitso indray ary,alefaso ny commande
31/01/2024

😋 Sakafo rahampitso indray ary,alefaso ny commande

🍗Notre menu pour demain Mercredi 31/01/2024
30/01/2024

🍗Notre menu pour demain Mercredi 31/01/2024

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Telephone

+261387741577

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kit Kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kit Kaly:

Share

Category