Lumiëra

Lumiëra Lumiëra - créer des événements chrétiens qui illuminent et rassemblent.
« Vous êtes la lumière du monde. » - Matthieu 5:14

22/07/2026

Alefaso ao amin’ny commentaire ao hoe ny sary nalainareo nandritra ny « Atmosferan’ny Lanitra »
tao amin’CCESCA mba hiarahantsika mijery
🥰🥰

Shalom! 🤍Tsy hay ny tsy hisaotra sy hankasitraka anareo rehetra izay tonga maro be nanotrona ny « Atmosferan’ny Lanitra ...
22/07/2026

Shalom! 🤍

Tsy hay ny tsy hisaotra sy hankasitraka anareo rehetra izay tonga maro be nanotrona ny « Atmosferan’ny Lanitra » niarahana tamin’i Bodokely Ministries ny Sabotsy 18 Jolay lasa teo🥰☁️✨

Mino izahay fa tsy fotoana nandalo fotsiny iny, fa fotoana iray nanavaozantsika indray ny fanolorantenantsika ho an’i Jesoa sy niarahantsika niaina ihany koa ny fanatrehan’Andriamanitra 🤍🤍

Misaotra manokana an’i MC Aldo , ny ekipan’i Bodokely Ministries, New Called - Madagascar Christian Ministry, ireo sponsors sy partenaires, ireo mpiara-miasa rehetra, ny ekipa teknika, ireo mpilatsaka an-tsitrapo, ary ianareo rehetra izay nanohana anay tamin’ny fomba samihafa😇
Residence Madalief Authentech By Tonton Se HopeFull Home D&S Family CBN Madagascar LI'L BUS MADA Gasvam Kreativ Designn MG MRE - Les Messagers du Réveil Evangélique Valheri Wear Taho Reflect Taho Humanity HAPÏOU Koots Food officiel Les voix de Sam & Diam
Nisy lanjany lehibe taminay avokoa ny fanohananareo koa dia mankasitraka re😇
Ho tahiana mihoatra anie ianareo🥰

Isaorana hatrany Andriamanitra, satria Izy no nitarika sy nanatanteraka izany rehetra izany, Ho Azy irery anie ny voninahitra! ✨

18/07/2026

Tsara loatra ianao Jesoa🥹
Ho anao irery ihany ny voninahitra✨

✨☁️ J-J | ATMOSFERAN’NY LANITRA ☁️✨Tonga indray ny ora hihaonako aminao…Tompo oh tsy misy afatsy izaho sy ianao 😍Mba han...
18/07/2026

✨☁️ J-J | ATMOSFERAN’NY LANITRA ☁️✨

Tonga indray ny ora hihaonako aminao…Tompo oh tsy misy afatsy izaho sy ianao 😍

Mba hanamorana ny fidirana sy ny filaminan’ny hetsika dia mangataka anareo izahay mba hanaja ireo fitsipika etsy ambany ireo 🤝

🚪 Hisokatra amin’ny 1:30 tolakandro ny vavahady. Tongava aloha mba hahafahana miditra am-pilaminana

🎫 Mbola hisy ny fivarotana tapakila eny an-toerana, manomboka amin’ny 8:30 maraina, ho an’ireo izay mbola tsy nahazo izany:
- Simple: 15.000ar
- Résa: 25.000ar
- VIP: 40.000ar

Aza adino fa hoavy ao ahn🥰

📣 Ny fidirana rehetra dia eo amin’ny vavahady principale avokoa 📣

Tsy andrinay ny hiharahana midera aminareo 🥰 tongava daholo😇

17/07/2026

Mpanao lalana izy🥰
Oui Oui ❤️‍🔥

Fiadanana eh🥰Mandehandeha any ny ekipan’ny LumiËra hampilalao antsika🥰 Aza misalasala manatona azy ireo fa misy cadeaux ...
17/07/2026

Fiadanana eh🥰

Mandehandeha any ny ekipan’ny LumiËra hampilalao antsika🥰
Aza misalasala manatona azy ireo fa misy cadeaux ho zaraina ahn😎

Arahabaina Bodokely Ministries 🥰Andao isika rehetra samy hirary soa azy💟
16/07/2026

Arahabaina Bodokely Ministries 🥰

Andao isika rehetra samy hirary soa azy💟

15/07/2026

Tahian’i Jesoa🤍🤍

Aza adino ny fotoantsika amin’ny sabotsy ho avy izao, ao amin’ny CCESCA Antanimena manomboka amin’ny 3ora tolakandro🥰

Mbola misy ny fivarotana tapakila amin’ny J_J ahn😇

Address

Antanimena

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lumiëra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share