Hotel Arc en ciel

Hotel Arc en ciel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hotel Arc en ciel, Event Planner, Antananarivo.

J-2 馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞 'Ndao ndray ary eeeAtaontsika mafana be ny fiarahana mifaly sy mikorana @ ty fetim-pirenena 2025 ty馃嚥馃嚞馃崝馃崟馃憠 Zava...
22/06/2025

J-2 馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞 'Ndao ndray ary eee
Ataontsika mafana be ny fiarahana mifaly sy mikorana @ ty fetim-pirenena 2025 ty馃嚥馃嚞馃崝馃崟
馃憠 Zava-pisotro馃馃嵕馃嵎馃嵑 isan-karazany
馃憠 Sakafo 馃崟馃崝馃馃尞馃嵅馃 isan-karazany
馃憠 Tsakitsaky (maskita, entrec么te, akoho馃崯馃崵馃崲馃崡 isan-karazany,...)
馃嚥馃嚞 Karaok茅馃暫馃拑馃拑馃拑
馃嚥馃嚞 Animation Dj
馃憠馃憠馃憠 Aza hadino fa misy ny CHAMBRE afaka hatoriana raha tara2 fodiana eee

馃嚥馃嚞 Sakafo: matsiro, madio ary aram-pahasalamana
馃嚥馃嚞 Vidiny: mirary
馃嚥馃嚞 Toerana: malalaka, madio, milamina
馃嚥馃嚞 Parking : malalaka be sady voa-aro
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
TONGAVA MARO TOMPOKO
Contact : 038 62 18196

J-3 "Fete de m猫re馃挅馃挀馃挀Ndao ary馃挅 promotion be Gateaux :馃憠 6personnes 26.000AR raha tokony ho 32.000Ar馃憠8personnes  36.000Ar r...
22/05/2025

J-3 "Fete de m猫re馃挅馃挀馃挀
Ndao ary馃挅 promotion be
Gateaux :
馃憠 6personnes 26.000AR raha tokony ho 32.000Ar
馃憠8personnes 36.000Ar raha tokony ho 42.000Ar
馃憠10personne 46..000Ar raha tokony ho 52.000Ar

馃挀 Ndao ary hanome gateaux hoan'ny renintsika

Mandray commande
Manao livraison
038.62.181.96 na Mp na Whatsapp
Misaotra antsika rehetra

馃挐馃挐馃挐Miarahaba antsika rehetra 么么么Izahay eto amin'ny Hotel &Restaurant Arc en ciel 馃拹馃拹馃拹馃拹Mamory Ivato dia afaka mandray even...
24/02/2025

馃挐馃挐馃挐Miarahaba antsika rehetra 么么么
Izahay eto amin'ny Hotel &Restaurant Arc en ciel 馃拹馃拹馃拹馃拹Mamory Ivato dia afaka mandray evenement toy ny fifampiarabana samy mpiasa, Bat猫me,anniversaire, fiancaille sy ireo hafa ihany koa,
Toy izao ny zava-bitanay tompoko馃尫馃尫馃尫
-Nisafidy ny Arc En Ciel izy mivady Miadana Joshua ny Sabotsy 22/02/2025 tamin'ny nanatanterahana ny andro tokana tsy manampaharoa azy ireo.馃コ馃コ馃コ馃拹馃拹馃拹馃拹馃拹
Izy ireo no nisafidy ny theme sy karazana menu, izahay no nanataneraka ny nofinofin'izy ireo.
Ka dia mbola mamerina ny fankasitrahana hatrany馃檹馃檹馃檹馃檹

Hoantsika manampaniriana toa azy mivady, na koa fikambanandia tongava ary fa homenay fahafahampo ihany koa ianareo.
Efa maro koa ireo fikambanana isan-karazany tonga niara-niasa taminay
-Sakafo: amiin'ny vidiny zakan'ny rehetra ,madio matsiro
-Service :azo hifampiresahana tsara

Adiresy tokana.Hotel Arc en ciel Mamory Ivato

馃寛馃寛馃寛Hotel Arc en ciel situ茅 脿 3mn de l'A茅roport d'Ivato.Nos differents services sont 脿 votre disposition:馃憠Service traiteu...
14/09/2024

馃寛馃寛馃寛Hotel Arc en ciel situ茅 脿 3mn de l'A茅roport d'Ivato.
Nos differents services sont 脿 votre disposition:
馃憠Service traiteur
+Une petite salle de r茅ception pouvant accueillir jusqu'脿 45personnes
馃憠Des chambres modernes(couple,familiale,studio)
+Paisible,calme,propre
+ Wifi fibre 24/24
+ Toilette et do**he 脿 l'interieur avec l'eau chaude
馃憠Des services restauration et bar
+Sakafo gasy
+Menu complet
+ Fast- food
+ Snack
馃憠Navette

Nous avons hate de vous avoir dans notre 茅tablissement et nous sommes ouvert de 24/24 et 7/7.

馃挜馃挜馃挜Pour plus d'information ou r茅servation.
Contactez-nous au 038.62.181.96
Whatsapp:038.62.181.96
Email:[email protected]
Merci

23/07/2024

Salama daholo ee馃檹馃檹馃檹
馃寛馃寛Zany feeling miandry antsika, hanalana stress sy rotoroto andavan'andro
馃憠 Parking malalaka be
馃憠Zava-pisotro maro sy sakafo isan-karazany
馃挜Ty ny fanomezana miavaka
Mividy booster 2 dia mahazo 1 tsy vidim-bola
Ndao ary,tongava maro
Mp

Salama  daholo eeee馃檹馃檹馃檹Iza no tia manala azy mivazo2 miaraka @ guitare馃寛馃寛馃寛Ndao hanala azy hiaraka @ Mamina 26 Jolay manomb...
09/07/2024

Salama daholo eeee馃檹馃檹馃檹
Iza no tia manala azy mivazo2 miaraka @ guitare
馃寛馃寛馃寛Ndao hanala azy hiaraka @ Mamina 26 Jolay manomboka @ 07:30 hariva馃寛馃寛馃寛
Hoanareo matahotra mangatsiaka,tsy sakana izany fa misy ny afondasy manafana馃挜馃挜
Misy :
馃憠boisson isan-karazay
馃憠Tsaky isan-karazany
馃憠Sakafo isan-karazany
Paf simple :10.000Ar + boisson Pm +1assiette de borchette zebu ou poulet
Reservation :15.000Ar +boisson PM+ 1 assiette de brochette zebu ou poulet
VIP 25.000Ar + Consommation rhum arrang茅 +brochette fromage
Efa azo jifaina ny tapakila koa tongava maro馃檹馃檹馃檹
0386218196 na mp

馃寛馃寛馃寛馃寛25 Jona 2024馃寛馃寛馃寛馃寛Ndao hanala azy eeeSakafo sy zava-mpisotro @ vidiny mirary nefa mahafam-poManasa antsika rehetraAdre...
24/06/2024

馃寛馃寛馃寛馃寛25 Jona 2024馃寛馃寛馃寛馃寛
Ndao hanala azy eee
Sakafo sy zava-mpisotro @ vidiny mirary nefa mahafam-po
Manasa antsika rehetra
Adresse tokana:Mamory Ivato
Manasa antsika rehetra

Salama daholo eee,Joyeuse Pentec么te daholo馃グ馃グ馃グ馃檹馃檹馃檹Maro be ianareo mpanjifa tonga teto aminay ka maneho fankasitrahana feno...
20/05/2024

Salama daholo eee,
Joyeuse Pentec么te daholo馃グ馃グ馃グ
馃檹馃檹馃檹Maro be ianareo mpanjifa tonga teto aminay ka maneho fankasitrahana feno.

HOTEL & RESTAURANT ARC EN CIEL dia adiresy tokana ihany eto Ivato.20m akaiky ambony ny AMIT,route vers Mamory Ivato.

_馃コ馃コEfa akaikin'ny fetin'ny reny ka faly izahay manolotra fanomezana hoantsika rehetra
"Gateau f锚te de m猫re"
*6pers: 27.000Ar au lieu de 32.000Ar
*8pers: 34.000Ar au lieu de 42.000Ar
*10pers: 42.000Ar au lieu de 52.000Ar
馃憠Afaka manao degustation gratuite anie ee馃グ馃グ馃グ馃グ
馃憠Efa manomboka fandraisana commande
馃憠Afaka manao livraison

鉂sy hadino koa fa misy kazarana sakafo maro eto aminay,indrindra fa isika tia andro gasy
-Tripe sy henakisoa
-Sofikisoa sy tsaramaso
-crabe sy henakisoa
-Tilapia au coco
-Henakisoa sy ravitoto au coco
Maro be @ vidiny mora 7000Ar-8000Ar
-Fast food isan-karazany
-Pate isan-karazany
-Soupe

馃憠Mampiavaka anay:
-sakafo aram-pahasalamana tsy mampiasa produit chimique.
馃憠Afaka manao livraison izahay @ sakafo rehetra.
Mp ary eee
Na 038.62.181.96

馃寛馃寛馃寛Promotion Promotion 3andro be zao馃コ馃コ馃コ29-30-31 Martsa -22:00H 馃憠1**Fihenambidy 10% @ izay rehetra mahalany mihaotra ny 3...
28/03/2024

馃寛馃寛馃寛Promotion Promotion 3andro be zao馃コ馃コ馃コ
29-30-31 Martsa -22:00H
馃憠1**Fihenambidy 10% @ izay rehetra mahalany mihaotra ny 30.000Ar
_馃憠2**Pack FAMILIALE 50.000Ar
Pizza PM +Tacos+Panini +2assiette frite
+ Salade verte+Jus Star 1L au choix
馃憠Pack GOGO 40.000Ar
Misao special + assiette de calmar et crevette pan茅+ Cote de porc caramelis茅 ou Steak ou tilapia frite) + 2Coca PM
馃憠3**Pack DUO 20.000Ar
2Humburger MM + 2Sandwich MM+Crudit茅+2Coca PM
馃憠4**Pack Gout茅 15.000Ar
1pain+1croissant+2portion de gateau+2yaourt 脿 maison ou 2boisson chaude au choix
馃憠Manao livraison manodidina Ivato.
Fanazavana fanampiny 038.62.181.96 na mp
Tongava maro fa ho afampo ianaonohon'ny fanatsarana rehetra izay natao
Toerana tokana ny Restaurant Arc en cieL(Akaikin'ny AMIT)

Andrana ary,mitenena izay mahazi eo @ commentaire
23/03/2024

Andrana ary,mitenena izay mahazi eo @ commentaire

Address

Antananarivo

Telephone

+261386218196

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hotel Arc en ciel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category