π—Ÿπ—’π—¨π—©π—§π—’ π™²πš˜πš–πš™πšŠπš—πš’

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • π—Ÿπ—’π—¨π—©π—§π—’ π™²πš˜πš–πš™πšŠπš—πš’

π—Ÿπ—’π—¨π—©π—§π—’ π™²πš˜πš–πš™πšŠπš—πš’ Une agence d'organisation Γ©vΓ©nementielle qui crΓ©e des moments inoubliables pour tous les temps !

Mankasitraka anareo rehetra tonga niara-nankafy ny Revy Revy Mody Masoandro 2026.β˜€οΈFisaorana manokana ho an’ny tarika ma...
29/07/2026

Mankasitraka anareo rehetra tonga niara-nankafy ny Revy Revy Mody Masoandro 2026.β˜€οΈ
Fisaorana manokana ho an’ny tarika mahaleo, SamoΓ«la ary sy ny tariny izay nanolotra seho nahafinaritra sy nampiaina ny sehatra 🎢

Isaorana ihany koa ireo sponsors sy partenaires rehetra nanohana sy niara-niasa tamin'ny fanatanterahana ity hetsika ity πŸ™πŸ₯°

Mandra-pihaona amin'ny Revy manaraka indray e ! πŸ‘‹β€οΈβ€οΈ

SaryπŸ“Έ: FA'mbitry Rija Ramasy // Fitax Andriamaniriarison // Francky Do Van

SPONSORS OFFICIELS:
THB Madagascar Officiel
Airtel Madagascar

SPONSORS GOLD
KIBO Madagascar
Sanifer

PARTENAIRE OFFICIEL
SALONE
BIENFE
Hamac
RAPIDE

PARTENAIRES
Manda Seafood
Francky Dovan- Photographer
Audacious Communication
AET Madagascar - Anciens Enfants de Troupes de Madagascar Officiel.
Manja Foana

PARTENAIRES DIGITAUX
YourTarget Agency
Webmaster Madagascar
Billet Clic

PARTENAIRES TECHNIQUES
Cool Concept Events
sarysyfeo.malagasygraphic
BEST PRO. .

MEDIA
RDJ 96.6 FM I RADIO I Don Bosco I PLUS Madagascar I TV I I I TV

πŸ›‘TORIMARIKA REVY REVY MODY MASOANDROπŸ›‘VIP:1-Fidirana dia eo ampitan'ny GASTRO PIZZA IVATO raha mitondra fiara 2-Fidirana ...
25/07/2026

πŸ›‘TORIMARIKA REVY REVY MODY MASOANDROπŸ›‘
VIP:
1-Fidirana dia eo ampitan'ny GASTRO PIZZA IVATO raha mitondra fiara
2-Fidirana dia eo @ vavahady be raha mitondra moto na mandeha tongotra

GOLD - SIMPLE
Eo @ vavahady be no miditra raha mitondra moto na mandeha tongotra

LIVE PARKING
Eo @ vavahady be no miditra

πŸ…Ώ PARKING
VIP : Ao anatin'ny CCI sy 5 Etoiles
GOLD : Mining Business , ENSP (Police) , SIMPLE:Mining Business , ENSP (Police) ,

🚨VAOVAO LEHIBE 🚨Mankasitraka an'ny Rapide App Online Mall ho mpitatitra ofisialy @ REVY rEVY MODY MASOANDRO -20% avokoa ...
25/07/2026

🚨VAOVAO LEHIBE 🚨
Mankasitraka an'ny Rapide App Online Mall ho mpitatitra ofisialy @ REVY rEVY MODY MASOANDRO
-20% avokoa izay manao mmandeha @ Rapide App Online Mall
Code promo RMMrAPIDEAPP2026
https://www.rapideapp.mg/

Ho an'ireo sasa-miandry ,efa mivoaka ny LIVE PARKING Inona no tena isafidiananareo an'ity feeling ity?πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡https:...
24/07/2026

Ho an'ireo sasa-miandry ,efa mivoaka ny LIVE PARKING
Inona no tena isafidiananareo an'ity feeling ity?

πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/live-parking-revy-revy-mody-masoandro/

REVY REVY MODY MASOANDRO
SamoΓ«la I mahaleo I revy LOLO SY NY TARINY

Mbola misy ny tapakila GOLD izay azo jifainao ao KIBO Madagascar sy Sanifer IVATO na πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡https://billetclic.com/tc_...
24/07/2026

Mbola misy ny tapakila GOLD izay azo jifainao ao KIBO Madagascar sy Sanifer IVATO na
πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/tc_event/revy-revy-mody-masoandro-2026/

Ny tapakila SIMPLE 10000ar dia mivoaka @ andro fampisehoana
Misokatra @ 10h maraina , @ 8h maraina ny fivarotana tapakila

REVY REVY MODY MASOANDRO
SamoΓ«la I mahaleo I revy LOLO SY NY TARINY

FANAMBARANA Iza no Mbola tsy nahazo tapakila?Hisy fivarotana tapakila eny @ KIBO Madagascar sy Sanifer Ivato manomboka r...
23/07/2026

FANAMBARANA
Iza no Mbola tsy nahazo tapakila?
Hisy fivarotana tapakila eny @ KIBO Madagascar sy Sanifer Ivato manomboka rahampitso 23 Jolay ho avy izao
Ny tapakila VIP sy GOLD no afaka jifainao eny

REVY REVY MODY MASOANDRO
SamoΓ«la l mahaleo l Revy LOLO SY NY TARINY
26 JOLAY , misokatra @ 10h maraina ny vavahady

20/07/2026

Andro visty sisa dia tonga ilay ambohim-pihaonana
Inona ny lohatenin'ilay hira?
Hiran'iza?
Inona avy ny hira hendrasanareo hiara-hirain'ny tarika 3?

π—₯π—˜π—©π—¬ π—₯π—˜π—©π—¬ 𝗠𝗒𝗗𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗒𝗔𝗑𝗗π—₯𝗒
mahaleo I SamoΓ«la I revy π™‡π™Šπ™‡π™Š π™Žπ™” 𝙉𝙔 π™π˜Όπ™π™„π™‰π™”
Efa afaka jifainao ato ny tapakila
GOLD : 15000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
VIP 35 000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/tc.../revy-revy-mody-masoandro-2026/
Ny tapakila tsotra 10000ar dia @ andron'ny fampisehoana
Application Biilet Clic efa azo "telecharger-na" ao @:
Playstore : πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://play.google.com/store/apps/details
Apple Store :πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://apps.apple.com/us/app/billet-clic/id6755715658

14/07/2026

Sombin'ny tantara niarahantsika t@ heritaona izy ity
Inona ny lohatenin'ilay hira?
Iza no mihira azy?
Iza no mbola manana video na sary t@ heritaona?
Iza no mbola tsy nahazo tapakila?

π—₯π—˜π—©π—¬ π—₯π—˜π—©π—¬ 𝗠𝗒𝗗𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗒𝗔𝗑𝗗π—₯𝗒
mahaleo I SamoΓ«la I revy π™‡π™Šπ™‡π™Š π™Žπ™” 𝙉𝙔 π™π˜Όπ™π™„π™‰π™”
Efa afaka jifainao ato ny tapakila
GOLD : 15000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
VIP 35 000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/tc.../revy-revy-mody-masoandro-2026/
Ny tapakila tsotra 10000ar dia @ andron'ny fampisehoana
Application Biilet Clic efa azo "telecharger-na" ao @:
Playstore : πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://play.google.com/store/apps/details
Apple Store :πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://apps.apple.com/us/app/billet-clic/id6755715658

Efa manakaiky ny fotoanantsika Mankasitraka an'ny Hamac sy Bienfe - Agence web offshore Γ  Madagascar manosika nyπ—₯π—˜π—©π—¬ π—₯π—˜π—©...
12/07/2026

Efa manakaiky ny fotoanantsika
Mankasitraka an'ny Hamac sy Bienfe - Agence web offshore Γ  Madagascar manosika ny
π—₯π—˜π—©π—¬ π—₯π—˜π—©π—¬ 𝗠𝗒𝗗𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗒𝗔𝗑𝗗π—₯𝗒
mahaleo I SamoΓ«la I revy π™‡π™Šπ™‡π™Š π™Žπ™” 𝙉𝙔 π™π˜Όπ™π™„π™‰π™”
Efa afaka jifainao ato ny tapakila
GOLD : 15000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
VIP 35 000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/tc.../revy-revy-mody-masoandro-2026/
Ny tapakila tsotra 10000ar dia @ andron'ny fampisehoana
Application Biilet Clic efa azo "telecharger-na" ao @:
Playstore : πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://play.google.com/store/apps/details
Apple Store :πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://apps.apple.com/us/app/billet-clic/id6755715658

06/07/2026

Mandeha dia mandeha ny fanjifana tapakila ao
Iza avy ireo tary mbola tsy voalaza?

π—₯π—˜π—©π—¬ π—₯π—˜π—©π—¬ 𝗠𝗒𝗗𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗒𝗔𝗑𝗗π—₯𝗒
mahaleo I SamoΓ«la I revy π™‡π™Šπ™‡π™Š π™Žπ™” 𝙉𝙔 π™π˜Όπ™π™„π™‰π™”
Efa afaka jifainao ato ny tapakila
GOLD : 15000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
VIP 35 000Ar raha vidiana @ Airtel Money Madagascar
πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://billetclic.com/tc.../revy-revy-mody-masoandro-2026/

Ny tapakila tsotra 10000ar dia @ andron'ny fampisehoana

Application Biilet Clic efa azo "telecharger-na" ao @:
Playstore : πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://play.google.com/store/apps/details

Apple Store :πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡
https://apps.apple.com/us/app/billet-clic/id6755715658

Address

LOT Près VF 80 TER Antsahabe
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π—Ÿπ—’π—¨π—©π—§π—’ π™²πš˜πš–πš™πšŠπš—πš’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to π—Ÿπ—’π—¨π—©π—§π—’ π™²πš˜πš–πš™πšŠπš—πš’:

Shortcuts

Share