27/07/2023
Vonona ve ianareo mpankafia e ☺️?
Efa manao répétition miaraka amin'ny vanitika kely tsy adino izahay ato miandry ny fotoana nifanomezantsika 😉
Ao amin'ny Annexe an'i Ethnika ny fotoana ary ee amin'ny Sabotsy 29 juillet izao manomboka amin'i 20h30mn 😍
Tongava maro fa hiaraka hihira sy andihy isika ✨