Jacquis Randria TR

Jacquis Randria TR JACQUIS RANDRIA : Artiste Malagasy, Auteur, compositeur.

(Spectacle,Mariage, show case, anniversaire...)tout événement

☎️BOOKING CONTACT:
0348305157/0332830803

11/06/2025

😃Elaela isika izay tsy nizara ity zanam-pandaharana "ZARA'MOZIKAKO"🎶ity ka indro😉ary antolotra am-pitiavana antsika rehetra tompoko❤️🙏

‼️Indro ary ny"extrait vidéo🎬live acoustique"🎸andihan'ny faha 05,zanam-pandaharana kelintsika"ZARA MOZIKAKO"🎵

📝Titre: ANAO MBOLA TIA (Feat) PARISH
SON: Davalt Record 🎙️
Clip: ARIX director 🎬

✅Nivoka tamin'ny taona: 19 juillet 2024
🎙️Nanao ny fandraisam-peo: DAVALT RECORDS 🎙️
🎬Nanatontosa: Mada's Com
🎸Guitare: Dïary Randriambelo
Son studio(JR RECORDS : Ashx. 🎛️

🚨Aza adino ary manao partage ny vidéo-tsika😉ho hitan'ny olona rehetra ❤️sy mi-abonnez ny pejintsika 🚨

Makoa M'senge 🧑‍🦱 🧑‍🦱 🧑‍🦱
🎙️
🎵

Alatsaho anaty commentaires indray ary ny hira tinao reventsika manaraka👇😉🙏

😘BISOUS BE LISANY😘

🎉 Joyeuses Pentecôte isika rehetra dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra dia manaova fety sambatra daholy tompoko🎉✅Na ...
08/06/2025

🎉 Joyeuses Pentecôte isika rehetra dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra dia manaova fety sambatra daholy tompoko🎉

✅Na fety aza ny andro tsy maintsy miasa foana e!😊fotoana ohatran'izao mihintsy ilay tsy mba anilan'ny vady aman-janaka mihintsy😥kanefa tsy mahasakana ny anome mozika🎙️ sy revy milay be ho anareo foana izany anefa❤️🙏

📌Aiz indray ny toerana tianareo hireventsika mozika miaraka ary e???🤔😊😉

✨ANTSIRABE aloha ny androany fa Mbola ho avy eo faritra hafa rehetra!😉🙏

✅Raha mila an'io "bajaja" io nareo tonga Antsirabe na (moyen de transport)aza misalasala miantso an'i Solomon fa bandy tena matotra no milay io izy😉
☎️: 0348278097📞

❤️Tiako be daholy nareo🥰🥰🥰🥰

03/06/2025

🥰MAMY KELY🥰

Mety tsy nandinika kely fotsiny zaho ngamba🙄 taminy nanaovana an'io hira "MATOKY ANAO"🙏io fa kay raha natao hiram-pivavahana (évangélique) ilay izy izany dia tena mbola nifampitediavan'ny fiangonana⛪ indray zaho hihira🎙️ azy tetsy sy teroa a!😊😉🙈

🙏Merci aky Tiphanie kely a!🥰fa tena mamy kely nanaovandry azy kosa e!Matoky anao🙏 version évangélique 🙏❤️❤️❤️

‼️Mbola misy tsy nahita an'ilay oronan-tsary(clip)🎬ny 🇲🇬 GASIKARA 🇲🇬 ve ato????🙄🙄🙄jereo fa efa ao ambany ao ary e!👇👇👇

01/06/2025

Atolotra ampitiavana antsika MALAGASY🇲🇬 rehetra tsy an-kanavaka🤝

Aleo very tsikalakalam-bola💰toy izay very tsikalakalam-pihavanana🤝

Lohateny:🇲🇬 GASIKARA 🇲🇬
Feo: JR RECORDS 🎙️
Nandrindra : Kiady On Da Track
Nandrindra ny sary: RJ com 🎬
Nampiakanjo: M.V.G (Ida Rakotomanga )sy Shop Deux Milles 👔🧥
Volo: Makoa M'senge 🧑‍🦱 🧑‍🦱 🧑‍🦱
Moonlight Team Mdg 🙏
🙏Misaotra ireo mpandray anjara rehetra🙏

✅Ankafizo😊ary dia zarao ho hitan'ny rehetra❤️🙏

🔗Lien youtube : https://youtu.be/9VN0iIX0LcI?si=eFqpWs1QYJSkSc8Z
🔗Lien tik tok:
https://vm.tiktok.com/ZMSh671Tc/
🔗Lien Instagram :
https://www.instagram.com/jr.madagascar110?igsh=OGJrYzc4dG12M2tm

📸Zah aky randria mba iaraka haka sary amin-dry a!😂😂😂Tsy be wawawa zaho masera😉 fa tsy maintsy tonga a!na ratsy be sy vov...
01/06/2025

📸Zah aky randria mba iaraka haka sary amin-dry a!😂😂😂

Tsy be wawawa zaho masera😉 fa tsy maintsy tonga a!na ratsy be sy vovoka be aza ny lalan'ny Antananarivo sy Antsirabe a!dia tsy maintsy tonga nihira foana o!🎙️

Dia maika ery masera hoe ndao hono haka sary📸 rehefa vita ny asa nataonay....😋🙈

✅Aza adino fa hivoka rariva ny oronan-tsary(CLIP)🎬 "GASIKARA"🇲🇬ka aza miala lavitra intsony ary tompoko o!❤️🙏

SALAMA DAHOLY O!!!😄Ireto ary ireo "sokajy"nahazo ny laharana voalohany (01)🥇 tamin'ny fifaninanana nandihy💃🕺ny  sombin'n...
31/05/2025

SALAMA DAHOLY O!!!😄

Ireto ary ireo "sokajy"nahazo ny laharana voalohany (01)🥇 tamin'ny fifaninanana nandihy💃🕺ny sombin'ny hira(extrait) GASIKARA🇲🇬 ka nahazo ny sary PVC A3🖼️ tsirairay avy any amin'ny ArtSoa 🎁
-Vayllant Roÿal
-Cho colat
-Jamila mouslim Bashir

🎁Loka hafa sy hira🎶 hafa indray no hiarahan-tsika ho lalaovina eto amin'ny pejy amin'ny manaraka😉👊

🙏Misaotra betsaka ireo rehetra izay nandray anjara tompoko🙏

🙄Rah hoe iandry bus aloha no atao raharaha eto na hoe hiaritra bus vodi-hazo be eto foana😌 dia aleoko miharitra sy miand...
30/05/2025

🙄Rah hoe iandry bus aloha no atao raharaha eto na hoe hiaritra bus vodi-hazo be eto foana😌 dia aleoko miharitra sy miandry bus de Noël amin'ny desambra any! 🤣🤣🤣

Ary nenareo mba miandry inona???🤣🙈

🔗KELY SISA🔗🇲🇬 GASIKARA 🇲🇬Apanjakao ny fahamarinana a!✊Ny fitiavan-tena mampivarina an-kady👎Aleo ho very tsikalakalam-bol...
29/05/2025

🔗KELY SISA🔗

🇲🇬 GASIKARA 🇲🇬
Apanjakao ny fahamarinana a!✊
Ny fitiavan-tena mampivarina an-kady👎
Aleo ho very tsikalakalam-bola a!🫰
Fihavanana tsy azo sandaina vola🚫💵💰

Jacquis Randria TR ✨

🎙️
RJ com 🎬

🕛

✅Lien tik tok: https://vm.tiktok.com/ZMSMddfwr/

28/05/2025

🇲🇬GASIKARA🇲🇬N° 06

Avy amin'ny: LJRES DANCE
Lot: PVC A3 (Mahazo tsirairay)
ArtSoa 🎁🎁🎁

🔗Lien Tik tok:https://vm.tiktok.com/ZMSjSKEHR/

28/05/2025

🇲🇬GASIKARA🇲🇬N° 05

Avy amin'ny: NO LIMIT DANCE
Lot: PVC A3 (Mahazo tsirairay)
ArtSoa 🎁🎁🎁

🔗Lien Tik tok:https://vm.tiktok.com/ZMSjSKEHR/

28/05/2025

🇲🇬GASIKARA🇲🇬N° 04

Avy amin'ny: GROUPE JAMPELA
Lot: PVC A3 (Mahazo tsirairay)
ArtSoa 🎁🎁🎁

🔗Lien Tik tok:https://vm.tiktok.com/ZMSjSKEHR/

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jacquis Randria TR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jacquis Randria TR:

Share