14/06/2026
🎉 Événement Familiale – Juin 2026 🎉
Mankasitraka indrindra anareo atrany mahatoky ny Bio-Jay Event 🙏
Ny mampiavaka anay dia ny professionnalisme sy ny fikatsahana hatrany ny kalitao. Vitsy ny prestation raisinay, fa rehefa vita kosa ny sonia contrat miaraka aminao dia manolo-tena tanteraka izahay sy ny ekipako hanomana sy hanatsara ny lanonanao amin'ny antsipiriany rehetra.
Koa aza misalasala mifandray sy mamandrika mialoha ny datin'ny fetinao. Hiara-hanao azy ho fotoana miavaka sy tsy hay hadinoina isika.