Patisserie cuisine food MDG

Patisserie cuisine food MDG Chef. Services traiteur . Fiderana

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko,izahay dia manolotra sakafo matsiro sy mafilotra kely hoanareo mpakafy sakafo ato...
28/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko,izahay dia manolotra sakafo matsiro sy mafilotra kely hoanareo mpakafy sakafo ato 😍😋😘mandray commande izahay manomboka androany hariva ny plat du jour ,fa ny mine sao ,sandwich sy ny humburger dia efa misy atoandro mandrapahatongan'ny 00 ,manasa anao handefa ny commande ao@hafatra miafina na miantso mivantana ny laharana :0385303179
0385044296
0374488591
0339180472

Faly miarahaba antsika rehetra izahay eto Patisserie cuisine food MDG 😍😃 Manolotra anareo ireto menu nahandro gasy ireto...
27/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra izahay eto Patisserie cuisine food MDG 😍😃
Manolotra anareo ireto menu nahandro gasy ireto 👌👍,misokatra hoan'ny rehetra na ny mpianatra na ny mpiasa eny fa na ny olon_tsotra koa ary fa mba te haka fafiny nahandro gasy 😎😋ka aza misalasala miditra mp fa natao ho any olon_drehetra ny tolotra .
Ny sakafo mo dia sur commende ary aterina any amin'izay misy anao mihintsy izany oe atao livraison 😍😘 ny sakafo indray no manantona antsika amin'ity indray mitoraka ity an 🍔🍜🍛
Frais de livraison à partir de 3000 ar (en fonction de votre emplacement)🛵🛵
Ny sakafo dia ara_pahasalamana sady madio tsara ,ny tsiro koa dia tena miavaka satria nahandro gasy
Midira hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany avy hatrany ☎☎🇲🇬

Hello 🙋Vaovao be ato  cuisine Safako atoandro gouter pourquoi pas sakafo hariva 😊Aterinay any  misy anao 🛵Menu de la sem...
09/02/2026

Hello 🙋

Vaovao be ato cuisine

Safako atoandro gouter pourquoi pas sakafo hariva 😊

Aterinay any misy anao 🛵

Menu de la semaine :
Vary sy laoka +achard +dessert 🍚+🍖+🥩

Spaghetti carbonara 🍛

Mine sao 🍝

Sandwich Humburger 🍔

Sakade exotique - salade
compose - salade verte ou🥙 crudite

Poulet -Steak -côte pané🍗

Crepes salés aux jambon
fromage ou crepes sucré🌮
Cafe the chocolat chaud

Commande recommande J-1
Ou avant 9h pour livraisn entre 11h -14h
11h -15h livraison jusqu'a 18h

Mp ou via whatsapp 0335379345
Contact rapide 0327218877/0330823806
🍽😍😍😍

19/01/2026
Faly miarahaba anareo client indray izahay ato @ SERVICE TRAITEUR IRIKO 😍😁Araraoty ity volana decembre hoavy ity izay mi...
24/11/2025

Faly miarahaba anareo client indray izahay ato @ SERVICE TRAITEUR IRIKO 😍😁
Araraoty ity volana decembre hoavy ity izay midika fa akatoky ny fety isika izao ka manao ireto tolotra masaka be izahay ireto :
_ 🍕PIZZA GM: "rond na carrée" (33cm)
❤5 fromages
❤special poulet
❤jambot au poulet
❤royal
❤special charcuterie
❤fruit de mer
❤fruit de mer au poulet
❤fruit de mer au charcuterie
❤4 saison
❤vegetarienne
❤cocorica
*Tsindrina manonkana fa misy ihany koa nu "PIZZA SANS PORC " ato aminay araky ny commendenao client 🙏🏿💗
_🎂GATEAUX @ mariage ,anniverssaire baptem ,fête familialle ,sns
🍰forêt noir
🍰forêt blanc
🍰opéra
🍰millefeulle
🍰choco au fruit
🍰tout choco
🍰vanille
🍰fruit
❤🤗😍Izahay ihany koa dia manao ireto tolotra manaraka ireto raha ao @ service traiteur manonkana :
🍔Menu 4 servis :25000ar/personne
🍔Semi_buffets. :36000ar/personne
🍔Grand buffet. :48000ar/personne
Malalaka be ny safidinao ato aminay moa afaka miresaka isika arakaraky ny budget anao
Misokatra hoan'ny rehetra izahay dia misaotra anao sahady @ fahatokisana
Midira mp avy hatrany na miantso mivantana
0385303179
0385044296
0339180472
0374332752
NB:Mandray lanonana manomboka @ 20 personnes

Salama tompoko  😍 Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny sakafo tafiditra ao daholo ny patisserie, viennoisserie ,gen...
19/11/2025

Salama tompoko 😍
Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny sakafo tafiditra ao daholo ny patisserie, viennoisserie ,gennoiserie ,ny cuisinier sy ny fast food 🍔🥞🌮🌭🍕🥙🍞🍱🍗🥗🥘🍲🍝🍜🍛🍚🍣🍧🍦🍨🍥🍡🍤🍮🎂🍰🍩🍨🍧
Manao ihany koa izahay ny service traiteur amin'ny lanonana rehetra sy amin'ny toerana rehetra
Ireto avy ny tolotra amin'izany :
_👍grand buffet
_👍🏼semi buffet
_👍🏼sur acciette
Tafiditra ao ny cocktail de bienvenue, ny entrée,2em entrées arakaraka ny budget ny client ,ny plat de resistence ,ny dessert,ny boisson ,gateaux(na atao par table na individuel na ny grand gateau
😁izahay ihany koa dia afaka manao à "domicile" raha ohatra ka ao antrano ihany ilay fety amin'ny sakafo rehetra izay voantonona ery ambony 🙏🏿
Izahay koa dia manao ny gateaux manomboka @ 5personnes manao livraison @ toerana rehetra
Afaka miantso avy hatrany ianareo amin'ireto laharana ireto :
0385044296
0385303179
0339180472
0374332752
Na mandefa mp amin'ny page
Dia miandry ny fahatokisanareo tompoko fa tsy hanenina sady ahazo fahafaham-po sy fafinaretana dia misaotra mialoha tompoko

Address

Ambohimanarina Ambohimanadary
Antananarivo
PRIX

Telephone

+261345865457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patisserie cuisine food MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share