Ny Ony Art Déco event

Ny Ony Art Déco event 👉DÉCORATRICE / FLEURISTE
👉FORMATEUR DÉCORATEUR ÉVENEMENTIELLE
☎️034 08 447 41
☎️032 68 308 53

🌹 FORMATION DÉCORATION ÉVÉNEMENTIELLE 🌹👉  Te ho lasa matianina amin résaka décoration vé ianao? natokana ho anao ity fam...
11/09/2026

🌹 FORMATION DÉCORATION ÉVÉNEMENTIELLE 🌹
👉 Te ho lasa matianina amin résaka décoration vé ianao?
natokana ho anao ity fampianarana ity

⬜Date : Samedi 26 Septembre miditra amin 9 ora maraina

💸 droit d'inscription : 20.000ar
👉Aloha par Mobile money
ato ihany dia vita fanoratana anarana

💸 Frais de formation : 100.000ar
👉aloha rehefa eo ampanaovana formation
(1 andro fampihofanana)

Formation PRATIQUE et THÉORIE
🔴 Hianaran-tsika:
🎈 Décoration ballon izay ahaizana momba montage en ballon rehetra

🌹 Décoration florale
-Rampe de fleur
-bouquet de fleur
-bouquet mariée
-installation Fond marié
-installation photobooth
-decoration table marié/invité
-Deco -voiture
-notion décoration église

🛑 Skirting à base de tissu
Table mariée
Table gâteau
Table invité
Table cocktail
Table conférence/soutenance

🔴 Tombotsoa
-prestation indraimandeha Dia miverina volanao
-atoro anao Fomba anangonana Fitaovana
-fomba hijerenao client
-atoro anao ny fifidianana ny entana rehetra
-manara-maso ny asa mpianatra mandritra ny 2 mois
-mianatra manao devis
-manao pratique avokoa ny mpianatra rehetra

NB: tsy mitondra fitaovana fa efa aty daholo Fitaovana ampiasaina rehetra

Toerana: ivandry eo akaiky imatep

☎️034 08 447 41
📩Hafatra miafina

🌹DÉCORATION EGLISE🌹Efa misokatra ny fanaovana réservation décoration église ho an'i volana Octobre, Novembre, décembre s...
09/09/2026

🌹DÉCORATION EGLISE🌹
Efa misokatra ny fanaovana réservation décoration église ho an'i volana Octobre, Novembre, décembre sy izay date rehetra mbola libre ato aminay

Ka aza misalasala miresaka amin 📩mp na miantso mivantana ☎️034 08 447 41
Vonona foana izahay anome tsara indrindra ho anareo 😊

🌹DÉCORATION Évenementielle 🌹Efa misokatra ho anareo ny fanaovana réservation ny mois d' Octobre, Novembre, décembre sy i...
05/09/2026

🌹DÉCORATION Évenementielle 🌹
Efa misokatra ho anareo ny fanaovana réservation ny mois d' Octobre, Novembre, décembre sy izay date mbola libre rehetra ato aminay
Ko aza misalasala miresaka aminay fa vonona anome tsara indrindra hatrany izahay
📞034 08 447 41
📩Hafatra miafina

🎈 FORMATION PROFESSIONNELLE EN DÉCORATION DE BALLON🎈 👉  Te ho lasa matianina amin resaka décoration Ballon ve ianao ?  n...
02/09/2026

🎈 FORMATION PROFESSIONNELLE EN DÉCORATION DE BALLON🎈
👉 Te ho lasa matianina amin resaka décoration Ballon ve ianao ?
natokana ho anao ity fampianarana ity

⬜Date : Samedi 12 Septembre miditra amin 9 ora maraina

💸 droit d'inscription : 20.000ar
👉Aloha par Mobile money
ato ihany dia vita fanoratana anarana

💸 Frais de formation : 50.000ar
👉aloha rehefa eo ampanaovana formation
(1 andro fampihofanana)

NB: tsy mitondra fitaovana fa efa aty daholo Fitaovana ampiasaina rehetra

Toerana: ivandry eo akaiky imatep

☎️034 08 447 41
📩Hafatra miafina

🌹DÉCORATION EGLISE 🌹Mbola mandray réservation hatrany izahay ho an'izay date mbola libre ato aminay 📞034 08 447 41 📩mp
26/08/2026

🌹DÉCORATION EGLISE 🌹
Mbola mandray réservation hatrany izahay ho an'izay date mbola libre ato aminay

📞034 08 447 41
📩mp

❤️😍Vita soa ny FORMATION DÉCORATION izay nototosaina tany Tamatave, Mankasitraka be Dia be ireo nandray anjara fa tena n...
24/08/2026

❤️😍Vita soa ny FORMATION DÉCORATION izay nototosaina tany Tamatave, Mankasitraka be Dia be ireo nandray anjara fa tena nahafinaritra be fiarahan-tsika tany, mitomboha Fahaizana, talenta hatrany fa vitanareo io eee😘

Mankasitraka be Dia be ihany ko ireo mpiara-miasa hatrany, MISAOTRA manokana ho any Ecole PERLE RARE ANJOMA TOAMASINA fa tena tsara sady nahafinaritra ny fandraisana anay tany, tena hoe "milay e" 😁❤️

Maro ihany koa nareo nangataka hoe Asio date manaraka aty TOAMASINA fa Zahay tsy nahatratra sns... Voaray daholo ny Hafatra fa mbola eo ampandaminana Zahay tompoko Ka araho tsy tapaka pejy anarahanareo ny Vaovao

📞034 08 447 41
📩Hafatra miafina

Vonona foana izahay anome tsara indrindra ho anareo 😊

🌹FORMATION DÉCORATION ÉVENEMENTIELLE 🌹 eto TOAMASINA 👉mbola misy toerana vitsivitsy kely ato fa aza tara mamandrika azyD...
20/08/2026

🌹FORMATION DÉCORATION ÉVENEMENTIELLE 🌹 eto TOAMASINA
👉mbola misy toerana vitsivitsy kely ato fa aza tara mamandrika azy

DATE: Samedi 22 Août à 9h30

💸Droit d'inscription 20.000ar aloha mialoha par mobile money
👉Dia mandefa anarana feno sy contact ato ianao

💸Frais de formation 100.000ar aloha rehefa eo ampanaovana formation

Tsy mitondra fitaovana fa efa aty daholo Fitaovana ampiasaina rehetra

Toerana : école PERLE RARE ANJOMA TOAMASINA akaiky ny Mme Be tany malalaka

📞034 08 447 41
📩mp

🌹FORMATION DÉCORATION ÉVENEMENTIELLE 🌹any TOAMASINA Toerana Faraparany ho an'izay mbola anao inscription fa vitsivitsy s...
17/08/2026

🌹FORMATION DÉCORATION ÉVENEMENTIELLE 🌹any TOAMASINA
Toerana Faraparany ho an'izay mbola anao inscription fa vitsivitsy sisa toerana

Droit d'inscription : 20.000ar aloha mialoha par mobile money
Dia mandefa anarana feno sy contact ato ianao Ary iray amin'ireto date voatondro ireto no alefanao

-Jeudi 20 Août
-Vendredi 21 Août
-Samedi 22 Août
(1 andro fampihofanana)

Frais de formation : 100.000ar aloha rehefa eo ampanaovana formation '

Tsy mitondra fitaovana fa efa aty daholo Fitaovana ampiasaina rehetra😊

TOERANA :, École PERLE RARE ANJOMA TOAMASINA

📞034 08 447 41
Whatsapp : 032 68 308 53
Ou mp

📢📢Ho an-tsika ao TOAMASINA sy ny manodidina 🌹 FORMATION DÉCORATION ÉVÉNEMENTIELLE 🌹👉  Te ho lasa matianina amin résaka d...
06/08/2026

📢📢Ho an-tsika ao TOAMASINA sy ny manodidina
🌹 FORMATION DÉCORATION ÉVÉNEMENTIELLE 🌹
👉 Te ho lasa matianina amin résaka décoration vé ianao?
natokana ho anao ity fampianarana ity

⬜ afaka misafidy tsara amin'ireto date ireto ianao anaovanao formation, 1 Andro fampihofanana
⬜Date 1 : Jeudi 20 Août à 9h30
⬜Date 2 : Vendredi 21 Août à 9h30
⬜Date 3 : Samedi 22 Août à 9h30

(Date 3 samihafa no anaovan-tsika formation any ka araraoty fa mandalo zahay no makany)

💸 droit d'inscription : 20.000ar
👉Aloha par Mobile money
ato ihany dia vita fanoratana anarana

💸 Frais de formation : 100.000ar
👉aloha rehefa eo ampanaovana formation

Formation PRATIQUE et THÉORIE
🔴 Hianaran-tsika:
🎈 Décoration ballon izay ahaizana momba montage en ballon rehetra

🌹 Décoration florale
-Rampe de fleur
-bouquet de fleur
-bouquet mariée
-installation Fond marié
-installation photobooth
-decoration table marié/invité
-Deco -voiture
-notion décoration église

🛑 Skirting à base de tissu
Table mariée
Table gâteau
Table invité
Table cocktail
Table conférence/soutenance

🔴 Tombotsoa
-prestation indraimandeha Dia miverina volanao
-atoro anao Fomba anangonana Fitaovana
-fomba hijerenao client
-atoro anao ny fifidianana ny entana rehetra
-manara-maso ny asa mpianatra mandritra ny 2 mois
-mianatra manao devis
-manao pratique avokoa ny mpianatra rehetra

NB: tsy mitondra fitaovana fa efa aty daholo Fitaovana ampiasaina rehetra

TOERANA: école PERLE RARE ANJOMA TOAMASINA

☎️034 08 447 41
📩Hafatra miafina

🌹DÉCORATION EGLISE🌹Efa misokatra ny fanaovana réservation décoration église ho an'i volana Septembre, Octobre, Novembre ...
04/08/2026

🌹DÉCORATION EGLISE🌹
Efa misokatra ny fanaovana réservation décoration église ho an'i volana Septembre, Octobre, Novembre sy izay date rehetra mbola libre ato aminay

Ka aza misalasala miresaka amin 📩mp na miantso mivantana ☎️034 08 447 41
Vonona foana izahay anome tsara indrindra ho anareo 😊

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Ony Art Déco event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category