
22/11/2024
Ity gâteau aux fruits ity anisany tena tiako ny nanao azy 🤩🤩🤩
𝑩𝒊𝒓𝒕𝒉𝒅𝒂𝒚 𝑪𝒂𝒌𝒆 𝒃𝒚 Boom's Cake : Pâtisserie et Plats généreux
Eto aho dia hampahafantatra anareo fa ny chocolat 🍫 rehetra hitanareo eny amin'ny gateau anay dia izahay ihany no manao azy 👩🍳 Ary hisy tolotra hivoaka atsy ho atsy ho an'ireo izay hanao fanomezana ho an'ny namana na havana na olon-tiana 🥰❣️🎁
Commande en MP ou appelez le 034 30 937 57 😉