28/04/2026
๐ฅ BOOM & IRINA โ BOOM GRILL BOX ๐ฅ 20000 Ariary fotsiny ๐คฉ
Miverina tsikelikely izahayโฆ fa aminโny fomba hafa kely โค๏ธ
Aminโizao fotoana izao dia tsy mbola mivarotra eny an-tsena aloha izahay satria mbola mikarakara ny zanakay kely izay tsy salama ๐
Na izany aza, tsy afaka mijanona lavitra anareo ela izahay ka manomboka mamerina service aminโny ๐๐จ๐จ๐ฆ ๐๐ซ๐ข๐ฅ๐ฅ ๐๐จ๐ฑ ๐๐ฅ
๐ Pack ho anโolona 2-3 :
๐ฅฉ Steak x2
๐ข Brochettes poulet x10
๐ Mangahazo grillรฉ
๐ฅ Lasary frais
๐ฅ Sauce voanjo mafy tsiro
๐ฅ 20 packs ihany no dispo isanโandro
๐ Ary ny 5 voalohany manao commande dia mahazo pakopako GRATUIT ๐
๐ Livraison ร partir de 3000 Ariary
๐ Commande : 034 30 937 57 ou MP
๐ Misaotra betsaka aminโny fanohanana sy ny faharetanareo. Mbola hiverina aminโny hery bebe kokoa izahay ๐ชโค๏ธ
โก๏ธ Alefaso haingana ny commande fa voafetra!