Tsena Solidaire Anthurium

Tsena Solidaire Anthurium Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Solidaire Anthurium, Florist, Analakely, Antananarivo.

TIA ANTHURIUM VE IANAO ?Tiavo ilay Ananao ao ( Na Tsotra io na rare dia Rares aminao satria tena tianao ❤ ) ,Manome Fifa...
07/09/2025

TIA ANTHURIUM VE IANAO ?

Tiavo ilay Ananao ao ( Na Tsotra io na rare dia Rares aminao satria tena tianao ❤ ) ,
Manome Fifaliana sy Fanantenana ary Zoto-po ny Fitazaina Anthurium .

Karakarao matetika mba hitombo sy hiteraka , Aza adino ny Rempotage in1 isan-taona ( Fotoana izao , Andao hanao Rempotage )

POROFO FA SAMY TIA ISIKA DIA ATAO
10000 ar ny 1sac 50 amin'ny Substrat special Anthurium Tonga dia mampiasa ianao .

MIRARY FAHOMBIAZANA MITAIZA ANTHURIUM 🥰🙏🙏 !!

💥 PROMOTION ANTHURIUM GEANT BICOLORE 💥 🎁 LIVRAISON GRATUIT : TANA , PROVINCE 🎁Photo 1,2 : 100000 ar photo 3,4 : 85000 ar...
03/09/2025

💥 PROMOTION ANTHURIUM GEANT BICOLORE 💥
🎁 LIVRAISON GRATUIT : TANA , PROVINCE 🎁

Photo 1,2 : 100000 ar
photo 3,4 : 85000 ar
photo 5,6 : 90000 ar

MP ARY OOO !!

IRAY IHANY IZY 2 :   T.S.A = NAH MANAO LIVE ALAROBIA Rahampitso indray ny Fotoanatsika Miaraka amin'ny      Madame Nah s...
12/08/2025

IRAY IHANY IZY 2 :
T.S.A = NAH MANAO LIVE ALAROBIA

Rahampitso indray ny Fotoanatsika Miaraka amin'ny
Madame Nah sa Kiala Nah

Eny oa eee !! amin'ny 12 ora sy sasany ny Fotoana ,Tena Maro zareo ao sady amin'ilay Manja sy Tsara taiza ( Rare , tsotsotra ilay tsy mbola misy ao aminao ) .

RAHAMPITSO E !!

💥 T.S.A MANAO LIVE ALAROBIA 💥Rahampitso amin'ny 12 ora ny Fotoanatsika eto amin'ny Page !ZANATANY , ARRIVAGE , CADEAUX !...
15/07/2025

💥 T.S.A MANAO LIVE ALAROBIA 💥

Rahampitso amin'ny 12 ora ny Fotoanatsika eto amin'ny Page !

ZANATANY , ARRIVAGE , CADEAUX !!

MIZARA HAFALIANA SY TSIKITSIKY HATRANY E !!

HIANATRA KELY INDRAY ISIKA ALOHAN'NY LIVE RAHAMPITSO AMIN'NY 12 ora !!   💥🌺 Zanatany 60 % , Arrivage vaovao be 40 %     ...
15/07/2025

HIANATRA KELY INDRAY ISIKA ALOHAN'NY LIVE RAHAMPITSO AMIN'NY 12 ora !!

💥🌺 Zanatany 60 % , Arrivage vaovao be 40 %

VONINKAZO ARRIVAGE : TSY ATAHORANA VE MIVIDY AZY REHEFA RIRININA ?

Tsy misy olana tompoko ny mividy voninkazo arrivage na mangatsiaka aza ny andro. Misy fepetra vitsivitsy tsy maintsy arahina kosa anefa mba ahatonombana ny acclimatation an’izy ireo amin’ny toetry ny andro hipetrahany vaovao.

- Ataovy amin’ny toerana mafana tsara izy ireo. Tsy azon’ny courant d’air be. Raha azo atao dia aleo ampidirina anaty trano ny alina mba tsy hangatsiaka be. Herinandro na 10 andro eo ho eo izy atao an izay. Tsara foana mijery ny ho toetry ny andro.

- Tsy tondrahina afa tsy in dray isan-kerinandro izy. Rano tsy mangatsiaka be, tsy misy fanala. Anontanio izany ny mpivarotra ny andro nanondrahany azy.

- Diovy tsara ny fakany. Ataovy amin’ny substrat vaovao dia afanao ny eo amboniny (akofa, mousse maina, fibre coco misavoritaka toa ny volo sns).

- Aza omena vitamines fa rano tsotra ihany anondrahana azy fa mbola misy zezika ampy tsara ivelomany ny fangaro ana substrat vaovao. Mba tsy aha stressé be loatra azy.

Mirary ny soa.

RAHAMPITSO ARY E !!

Coucou !! Rahampitso amin'ny 12 ora ny Fotoanatsika miaraka Nah Razafindratsimba eto amin'ny Page .Anthurium Zanatany mi...
15/07/2025

Coucou !!

Rahampitso amin'ny 12 ora ny Fotoanatsika miaraka Nah Razafindratsimba eto amin'ny Page .

Anthurium Zanatany miaraka amin'ny Arrivage efa Voadio sy Salama Tsara avokoa .

MIRARY SOA HATRANY DIA RAHAMPITSO IZANY .

💥  T.S.A MANAO LIVE ALAROBIA 💥Amin'ny Alarobia ary Ny Fotoanatsika amin'ny 12 ora sasany Tolakandro e !!Hizara Anthurium...
14/07/2025

💥 T.S.A MANAO LIVE ALAROBIA 💥

Amin'ny Alarobia ary Ny Fotoanatsika amin'ny 12 ora sasany Tolakandro e !!

Hizara Anthurium sy Fifaliana indray isika miaraka amin'ny Cadeaux .

ALAROBIA INDRAY ARY EEE !!

Eto amin'ny Page a !!

09/07/2025
DISPO   Anthurium Geant lavalela Couleur :  Spathe Blanc Rose ,             Spadice Jaune vert pots : Rose 15 litres Pri...
08/07/2025

DISPO
Anthurium Geant lavalela

Couleur : Spathe Blanc Rose ,
Spadice Jaune vert

pots : Rose 15 litres

Prix : 100000 ar Livre

Livraison : Tana / Province

CULTURE GÉNÉRALE ANTHURIUM : SPATHE sy SPADICE no fiteny fa TSY PÉTALE SY BOUGIE.Tombotsoa kokoa ho an’ny mpankafia iray...
08/07/2025

CULTURE GÉNÉRALE ANTHURIUM : SPATHE sy SPADICE no fiteny fa TSY PÉTALE SY BOUGIE.

Tombotsoa kokoa ho an’ny mpankafia iray ny ahafehezany ny manodidina ny zavatra tiany sy maminy. Manomboka eto aza, ho an’ireo mbola tsy mahalala (na mpividy na mpivarotra) dia spathe sy spadice no fiteny rehefa miresaka Anthurium fa tsy pétale sy bougie akory.

SPATHE : ilay mivelatra be, misy loko mahafinaritra be, eo ambany. Izy ilay miovaova loko, miha lava lela na miha géant miankina amin’ny taonan’ny anthurium iray. Ny asany dia miaro ilay spadice lavalava eo ambony sy miantso ireo bibikely mpanao pollinisation 😊.

Misy fiovana loko eo aminy, ohatra fotsy lasa maintso, rehefa :
- miankina @ hazavana azony
- miha matotra ilay felany
- manome fambara amin’ireo “agents pollinisateurs” izy hoe efa nisy nitifitra “fécondée” ilay spadice 🫣🫣🫣

SPADICE : io no tena ahitana ny voninkazon’ny Anthuriums. Majinika boribory kely marobe, mipetraka amin’ilay tahony lava be iny. Ireo voninkazo boribory kely ireo no lasa bevohoka sy ahazoana zanaboany avy eo 😉😉😉.

Mankasitraka hatrany o !!!

Address

Analakely
Antananarivo

Telephone

+261332132585

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Solidaire Anthurium posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category