E-vento

E-vento �Dieu est au contrôle�

APPEL AUX EXPOSANTS 🥰Nous vous informons par la présente que nous organiserons un BAZAR  de TANA au grand parking  digue...
06/09/2024

APPEL AUX EXPOSANTS 🥰
Nous vous informons par la présente que nous organiserons un BAZAR de TANA au grand parking digue Centre commercial - Digue le 30 -31 octobre au 1-2 novembre 2024
Vous êtes invités à participer et de réserver dès maintenant vos stands.
Pour plus d'information veuillez envoyer sur messages privées.
038 07 417 34

☀️Salanitra eh☀️Ela ela indray isiaka tsy nihaona ah!!Andao indray aza iharaka eh♥️♥️Ity indray ny fotoanantsika manarak...
27/03/2024

☀️Salanitra eh☀️
Ela ela indray isiaka tsy nihaona ah!!
Andao indray aza iharaka eh♥️♥️
Ity indray ny fotoanantsika manaraka azany😍😍
🛍Manentana antsika mpandray anjara ary hiaraka hampiranty eh!!
Fandrio dieny zao ny Toerana🛍🛍

☀️Salanitra eh☀️Eto aho dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho Anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny hetsi...
03/12/2023

☀️Salanitra eh☀️
Eto aho dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho Anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny hetsika Foara izay nokarakaraina !
Na tao Andraharo izany na tao amin'ny Akoor.Mankasitraka indrindra Tompoko.
Soava ny Alahady 💖

Akon'ny Anio tao  Andraharo !! Misaotra sy mankasitra ary mbola manentana antsika ho tonga maro rahampitso a😊😊
30/11/2023

Akon'ny Anio tao Andraharo !! Misaotra sy mankasitra ary mbola manentana antsika ho tonga maro rahampitso a😊😊

Tongava Maro fa betsaka ny entana tsara a😊😊
30/11/2023

Tongava Maro fa betsaka ny entana tsara a😊😊

30/11/2023

Aza adino fa efa androany ny aty ah..😊😊

Tongava maro Miantsena oh😍😍
30/11/2023

Tongava maro Miantsena oh😍😍

☀️Salanitra eh☀️Hasesintsika mihintsy aloha ny Vente privée amty faraparan'ny Taona ity eh !! 😊Andao Hiaraka aza ny 30 N...
19/11/2023

☀️Salanitra eh☀️
Hasesintsika mihintsy aloha ny Vente privée amty faraparan'ny Taona ity eh !! 😊
Andao Hiaraka aza ny 30 Nov et 1 Dec eh..
Ao amin'ny zone Fustal Andraharo indray fotoanantsika ah😊
❌Fandrio Dieny izao azany ny toerana eh ! ❌

☀️Salanitra eh☀️Inty indray Programme antsika manaraka ah😍Christmas Shopping ny 14,15,16 Décembre ho avy izao ah..😍Ao am...
19/11/2023

☀️Salanitra eh☀️
Inty indray Programme antsika manaraka ah😍
Christmas Shopping ny 14,15,16 Décembre ho avy izao ah..
😍Ao amin'ny Gymnase Ankoay 😍
👉Efa misokatra ny Fisoratana Anarana fa aza tara a💖
Mp avy hatrany

☀️Salanitra e☀️Ela Ela isiaka izay tsy nihaona eh?!👉Inty indray aza aloha ny Fotoanantsika manaraka eh🙂BAZAR de NOËL ao ...
29/10/2023

☀️Salanitra e☀️
Ela Ela isiaka izay tsy nihaona eh?!
👉Inty indray aza aloha ny Fotoanantsika manaraka eh🙂

BAZAR de NOËL ao aminy Akoor' - Centre commercial - Digue au Grand Parking
👉29-30Nov 1-2Dec 😍
Efa manomboka ny Fisoratana anarana ho anareo izay te handray anjara ah!
Aza misalasala miditra Mp raha mila fanazavana Fanampiny!!
😍😍😍😍😍

☀️Salanitra eh☀️Eto aho dia maneho Fisaorana sy fankasitrahana feno tanteraka ho anareo rehetra..na ny mpandray anjara t...
14/05/2023

☀️Salanitra eh☀️
Eto aho dia maneho Fisaorana sy fankasitrahana feno tanteraka ho anareo rehetra..na ny mpandray anjara tamin'ny hetsika izay nokarakaraina izany,mankasitraka indrindra tompoko🙏🙏na ihany koa ireo mpitsidika anay nandritra izay 2andro izy tompoko🙏🙏
Mankasitraka mankatelina Tompoko🙏
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ihany koa tompoko❤

Address

Ampefiloha
Antananarivo

Telephone

+261380741734

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-vento posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to E-vento:

Share

Category