02/02/2023
Miarahaba o!
Ireto indray ny anthuriums disponibles amin'ity herinandro ity ✨.
Amin'ilay sary misy soratra hoe "plante mère" no ahitantsika ny pozin'ny anthuriums rehefa lehibe.
Isaky ny sary tsirairay kosa ny mombamomba ireo amidy rehetra: loko, karazany, prix ary isan'ny pots disponibles 🌺
Mirary takariva mahafinaritra ho antsika rehetra o ✨