19/05/2026
🎁 FETES DES MERES 🎁
💐 Des collections de vêtements, sacs pour maman 💐💝🌹
Jerijereo ao ary izay mahaliana sao misy mahasoa an’i Neny amin’izao hakatoky ny fety izao e 🌸🧧
Vaovao daholo izy rehetra dia tsindrina sary dia mipetaka eo ambany sary ny detail sy prix 😊
Vidiny mirary ireo ka aza tara ary fa presque modèle unique daholo 🍀🥰
✅ JP en MP
🚚 Sur livraison uniquement 🙏🏻
❤️ Raha hanao resevation dia mametraka acompte ( avance ) izay vao validé ny reservation tompoko 😊