Traiteur havanna

Traiteur havanna Le goût de toutes les fêtes. 🎉🍽️
📞 032 555 1816

Mafimafy kely ny daty événements Dia hainareo ihany izany miari_tory izany foana eh☺️Araho hatrany ny Pejy fa hoavakants...
12/07/2026

Mafimafy kely ny daty événements Dia hainareo ihany izany miari_tory izany foana eh☺️

Araho hatrany ny Pejy fa hoavakantsika eto ihany ireo karazan_tsakafo sy Tolotra vaovao bé!
WhatsApp 📞032 555 1816

❌❌❌AlerteTsy mitsahatra mamerina aminareo izahay fa mbola tsy Nandiso fanantenana izahay TOMPOKO hoanareo "client" na va...
20/06/2026

❌❌❌Alerte
Tsy mitsahatra mamerina aminareo izahay fa mbola tsy Nandiso fanantenana izahay TOMPOKO hoanareo "client" na vao izao ianao no hiaraka aminay na efa niaraka taminay tamin'ity "PACK DE A à Z"ity!☺️
🌹 Ataovy andro tsy hay hadinoina ny mariazinao miaraka amin'ny Traiteur Havanna.
📞 Réservation & informations : 032 55 518 16
🎊 Traiteur Havanna – Votre partenaire pour un mariage réussi ! 💕

💍✨ PACK MARIAGE DE A À Z – TRAITEUR HAVANNA ✨💍👰🤵 Ny nofinofinareo, izahay no manatanteraka azy!Tsy mila manahy na inona ...
16/06/2026

💍✨ PACK MARIAGE DE A À Z – TRAITEUR HAVANNA ✨💍
👰🤵 Ny nofinofinareo, izahay no manatanteraka azy!
Tsy mila manahy na inona na inona intsony amin'ny fikarakarana mariazy. Traiteur Havanna no miandraikitra ny zava-drehetra manomboka amin'ny A ka hatramin'ny Z.
📌Azo antoka!
📌Tsy misy fahadisoam_panantenana miaraka aminay!
NB:Tsy manao "Marketing" misy fitaka sy Lainga ny eto amin'ny"Traiteur Havanna".

🎊 Ankafizo ny andronareo, avelao izahay hikarakara ny ambiny!
💎 Kalitao • Matihanina • Fahafaham-po azo antoka
📞 Contact : 032 555 1816
TRAITEUR HAVANNA
"Nous transformons vos rêves en réalité." 💖
🔔 Réservation ouverte – Toerana voafetra!

Koa ataovy azo antoka n'y réservation anao TOMPOKO !Mankasitraka indrindra ☺️
23/05/2026

Koa ataovy azo antoka n'y réservation anao TOMPOKO !
Mankasitraka indrindra ☺️

🎉 HAVANNA TRAITEUR 🎉Efa vonona n'y fanomanana hoan'ireo "petit budget" ato aminay!☺️💸 Tsy mila budget be vao afaka manao...
18/05/2026

🎉 HAVANNA TRAITEUR 🎉
Efa vonona n'y fanomanana hoan'ireo "petit budget" ato aminay!☺️
💸 Tsy mila budget be vao afaka manao lanonana tsara sy manja!
Ao aminay dia misy offres manokana hoan’ireo kely budget nefa mbola mahazo :
✅ Sakafo matsiro sy manara-penitra
✅ Présentation manja
✅ Service professionnel
✅ Formule azo amboarina arakaraka ny budget-nao
🎈 Mariage • Anniversaire • Baptême • Fiançailles • Cocktail • Buffet
🍽️ Na budget tsotra aza dia afaka manao événement tsara sy mendrika ianao miaraka amin’ny HAVANNA TRAITEUR.
📞 Contact : 032 55 518 16
💬 WhatsApp disponible amin’io numéro io ihany
✨ “Petit budget, grand événement !”

Tsy "Charlie" kosa no mikaraka ireto fa:✨🍽️ TRAITEUR HAVANNA 🍽️✨Mikarakara lanonana amin’ny fomba matihanina sy manara-p...
18/05/2026

Tsy "Charlie" kosa no mikaraka ireto fa:✨🍽️ TRAITEUR HAVANNA 🍽️✨
Mikarakara lanonana amin’ny fomba matihanina sy manara-penitra 🎊
✔️ Buffet mariage
✔️ Cocktail déjeunatoire
✔️ Barbecue party
✔️ Menu complet
✔️ Décoration événementielle
✔️ Service professionnel
✔️ Animation & organisation
🎉 Na mariazy, anniversaire, baptême, fety entreprise na évènement privé dia vonona hanome fahafaham-po anareo izahay.
🥗 Sakafo matsiro
🔥 Présentation manintona
🤝 Service sérieux sy rapide
NB:Aza misalasala miresaka fa efa misy "offres" tsarabe ato aminay natokana hoan'ireo kely "budget"!
Tena tsara io,Ary matihanina tsara ny "offres"atolotray!☺️
📍 Réservation & informations en message privé
📞 032 55 518 16
🌟 TRAITEUR HAVANNA — Votre événement, notre passion !

Tsy tara mihintsy izahay vao misy n'y "tendance" mivoaka MBA hanatsarana hatrany n'y lanonanao!Afaka hampanaovinay an'iz...
28/04/2026

Tsy tara mihintsy izahay vao misy n'y "tendance" mivoaka MBA hanatsarana hatrany n'y lanonanao!
Afaka hampanaovinay an'izao n'y "serveur s'y serveuse" mandroso n'y sakafonao!
Tsara eh?☺️
Fa "Anniversaire" ihany kosa no mety e!
Izao kosa vé no ataontsika ao @ "mariage"n'a Dia hoe: Tsara aza ilay izy!

✨ HAVANNA TRAITEUR ✨
🍽️ La tendance du moment pour vos événements !

Mikarakara lanonana ve ianao ? 🎉
Avelao ho anay ny fikarakarana rehetra!

🔥 Menu complet & moderne
🎂 Gâteaux manara-penitra
🥤 Boissons star & jus naturel
🏵️ Décoration élégante
👨‍🍳 Service professionnel
🥁 Sono & animation
🚗 Tête de cortège (fiara manokana)

💫 Tsara • Matsiro • Manara-penitra 💫

📌 Événements raisinay :
💍 Mariage
💐 Fiançailles
👶 Baptême
🎉 Anniversaire
🏢 Réunion & séminaire
🎓 Remise de diplôme
🙏 Communion / Confirmation
🏠 Inauguration
🎊 Fety manokana (sur mesure)

📲 Réservation & infos : 032 55 51 816
👉 Midira MP dieny izao fa voafetra ny toerana!

HAVANNA TRAITEUR — Manao ny lanonanao ho tsy hay hadinoina 💖

Address

Ambohibao/Antehiroka
Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Traiteur havanna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Traiteur havanna:

Shortcuts

Share

Category