Mamiratra & Compagnie

Mamiratra & Compagnie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamiratra & Compagnie, Caterer, Antananarivo.

Salama indray e, Mbola mitohy foana ny fandraisana anareo izay manomana lanonana (mariage, anniversaire, sy ireo karazan...
01/04/2026

Salama indray e,

Mbola mitohy foana ny fandraisana anareo izay manomana lanonana (mariage, anniversaire, sy ireo karazana lanonana na fivoriana)

Tolotra miavaka no atao amin ity volana Avril ity dia izao indray:

1) ireo izay manao rรฉservation Amin ity volana ity dia mahazo jus naturel ร  gogo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜.na rovina na rovina Ilay date

2) Raha Amin ity volana ity Ilay lanonana dia mahazo rรฉduction 10% n'y gรขteau ๐ŸŽ‚๐Ÿฐ๐Ÿฐ๐Ÿฐ

3) Raha te inana sandwich au fromage na au poulet ianao de partageo au max ity publication ity, identifieo ny namanao ,suivena n'y page , de izay maro rรฉaction no mahazo Ilay loka matsiro bรฉ. ๐Ÿคค๐Ÿ—๐Ÿ—๐Ÿ—๐Ÿ—๐Ÿ—

Alefa Ary oooo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Pizza, Mini pizza ,mini quiche, sandwichs afaka mandray commande isan Andro ihany kou ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
25/03/2026

Pizza, Mini pizza ,mini quiche, sandwichs afaka mandray commande isan Andro ihany kou ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Salama daholo, vonona iaraka hiasa aminareo foana izahay, ny prix tsy miova, ny tsirony ihany koa tsy miova. Santionany ...
25/03/2026

Salama daholo, vonona iaraka hiasa aminareo foana izahay, ny prix tsy miova, ny tsirony ihany koa tsy miova. Santionany Amin n'y asa vita .

19/02/2026

Salama daholo indray eee ๐Ÿ˜š๐Ÿ˜š๐Ÿ˜š
Ho avy ry pizza, ry sandwichs,ry tacos, ry hamburger sy ny fianakaviny iray manontolo fa aza mila.๐Ÿคค๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Identifieo ny namana, partageo ny page dia mety hahazo maimaimpoana enaoโค๏ธโค๏ธโค๏ธ

Fa misy condition, ๐Ÿ™ˆ๐Ÿ™ˆ

Anontaniantsika zareo rehefa Tonga fa aza miala lavitra.

Zay fa dia mirary soa, rehefa aveo anh ๐Ÿ˜˜

Faly mandray anao, tongasoa eto am Traiteur by Mamiratra โค๏ธโค๏ธManao ny asa rehetra momba ny fikarakarana sakafo mandritra...
18/02/2026

Faly mandray anao, tongasoa eto am Traiteur by Mamiratra โค๏ธโค๏ธ

Manao ny asa rehetra momba ny fikarakarana sakafo mandritra ny lanonana izay homaninao.

Afaka mikarakara ny lanonanao iany koa fa efa miara miasa am dรฉcorateur, Orchestra, serveur, tรชte de cortรจge sns..

Amin izao fiamtombohan' izao dia manao promotion bรฉ izahay.

1/ ny 4 menu servi manomboka Amin ny 22.000ar hatramin ny 30.000ar๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

2/Raha misafidy ny.22 000r ianao de mandoa ny hatsasakiny ny vola ny paka sary izahay ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰

3/Raha Ilay 27.000ar na 30.000ar de iantohanay n'y mpaka sary nareo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Manasa anao iditra mp Raha misy zavatra mahaliana anao ๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamiratra & Compagnie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share