N'art Rindra Events

N'art Rindra Events Organisateur et décoratrice événementiel

Efa elaela indray tsy dia namoaka ny asa dia indro indray ny masaka ,tsotsotra fa natao tamim-pitiavana fenoFélicitation...
07/11/2022

Efa elaela indray tsy dia namoaka ny asa dia indro indray ny masaka ,tsotsotra fa natao tamim-pitiavana feno
Félicitations Minah sy Tojo dia misaotra t@m'ny fahatokisana
Fandrio dieny izao ary ny datinao fa vonona ny hanome ny tsara indrindra izahay

Ny asa vitanay ...hatreo ka mba tahio ! Afaka manampy anao  resaka décoration sy organisation ny fetinao rehetra ... Mid...
07/09/2021

Ny asa vitanay ...hatreo ka mba tahio !
Afaka manampy anao resaka décoration sy organisation ny fetinao rehetra ... Midira MP fa afaka manohana anao budget-nao izahay

26/07/2021

Faly miharahaba antsika rehetra tonga soa eto amin'ny pejy!
Izahay dia mpikarakara ary mpampihaingo ny fetinao rehetra amin'ny sarany mora ary azo ifampiresahana tsara koa aza misalasala manoratra aty amiko fa afaka manome fahafam-po anao izahay !
Mankasitraka indrindra

Address

Ankadikely Avaradrano
Antananarivo
TANA102

Telephone

+261346903072

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N'art Rindra Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to N'art Rindra Events:

Share

Category