18/02/2026
๐ค Fy Rasolofoniaina
Izy ilay tovolahy iray hiaraka amintsika ao aminโny TENA KANTO 2 ๐ฅ
Indro ary ny hafatra manokana avy aminyโฆ
๐๐๐
๐ค Fy Rasolofoniaina
Izy ilay tovolahy iray hiaraka amintsika ao aminโny TENA KANTO 2 ๐ฅ
Palais des sports 1er Mars
Indro ary ny hafatra manokana avy aminyโฆ
๐๐๐
"๐ฃAminโny Alahady 1 Martsa ho avy izao, manao concert ao aminโny Palais des Sports i POOPY, hiara hihira izahay aminโio. Manantena ny hiara hihira aminareo koa ๐.
Ankaoatrโizay, sady tena ZAVA-DEHIBE MIHITSY, feno fankasitrahana ny foko noho ianareo.
Misaotra anareo taminโny firariantsoa sy ny fitiavana nomenareo ahy taminโny tsingerintaonako. Tsapako tokoa ny fitiavana avy aminareo.
๐๐ผTiako be koa ianareo. โค๏ธ
๐๐ฝAndroany aho mizara ny hirany โToa anaoโ, mitantara ilay ampahany tsy voatery hohitanโny olona, ao ambadiky ny tsiky sy ny hazavana. Misy hira tsy hiraina aminโny feo fotsiny, fa aminโny fo mihatrika mangina ao anatintsika ao koa."
Ankafizo
๐๏ธ Efa ao aminโny SUPER MUSIC Analakely ny tapakila
Raha mila livraison Billet :
๐ 034 62 004 16