Dazzle

Dazzle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dazzle, Antananarivo.

27/03/2026

Euphoria makeup ✨️

Dazzle 💄

09/03/2026

White to Black | MakeUp 💄

16/02/2026

Tsy Saint Valentin ihany fa ho feno fitiavana be hatrany anie ny androntsika rehetra 💐❤️

Ankoatra ny fizarana ataoko eto amin'ny page dia manasa anareo koa hanaraka ahy ao amin'ny amin'ito lien ito 🥰 : https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZS-93xhcqvWzjg

Mankasitraka hatrany dia mirary soa be dia be 😘❤️

👁 NY MASO 👁Ny maso mijery ? -Fitaratra vita:Ny hevitra antin'ny fo, eo no hita;Vinaky eo daholo na ratsy na tsara,Fa mas...
09/02/2026

👁 NY MASO 👁

Ny maso mijery ? -Fitaratra vita:
Ny hevitra antin'ny fo, eo no hita;
Vinaky eo daholo na ratsy na tsara,
Fa maso mijery mahay mitantara.
Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana,
Madio sy malefaka tsisy haratsiana;
Ny mason'ny ratsy tsy mety mazava,
Fa matroka foana, manjombona lava!
Tandremo, ry zandry, ny maso mijery,
Fa maro izy ireny no tena mamery,
Mahay manangoly kanefa mifono
Tangena sy poizina tena mamono!....

P. Paul-Henri Randranto

Dazzle 💄

SKIN CARE 💆🏻‍♀️Ilaina be ny fahafantarana ny filan'ny hoditra mba ahafahana mikarakara azy tsara. Ny karazana hoditra re...
17/01/2026

SKIN CARE 💆🏻‍♀️

Ilaina be ny fahafantarana ny filan'ny hoditra mba ahafahana mikarakara azy tsara.

Ny karazana hoditra rehetra dia samy manana ny olany sy ny filàny tsirairay avy. Mila haintsika arak'izany ny misafidy ny produit sy ny akora ao anatiny hifanaraka amin'ny hoditsika mba hampandaitra tsara ny asany sy hanaja ilay "equilibre cutané".

Ireto misy toromarika vitsivitsy afaka hanampy anao hisafidy ny produit :

🌿 Hoditra miha-antitra ( Peau vieillissante ) :
- Peptides
‐ Vitamine C
- Rétinol

💧 Hoditra mitera-menaka ( Peau gras et huileuse )
- Acide salicylique
- Rétinol
- Acide glycolique

🔥 Hoditra feno mony ( Peau acnéique )
- Rétinol
- Acide salicylique
- Peroxyde de benzoyle

🥥 Hoditra mainamaina ( Peau sèche )
- Acide hyaluronique
- Céramides
- Niacinamide

🌸 Toek'oditra mifangaro ( Peau mixte )
- Niacinamide
- Acide glycolique
- Rétinol
- Acide mandélique

🌼 Hoditra tsotra tsy dia misy olana ( Peau normale )
- Rétinol
- Vitamine C
- Acide glycolique

🥰💄❤️Dazzle 💌
15/01/2026

🥰💄❤️

Dazzle 💌

Mirary 2026 feno fahombiazana ho antsika rehetra 😘❤️
05/01/2026

Mirary 2026 feno fahombiazana ho antsika rehetra 😘❤️

Feno fankasitrahana ny amin'ny fiarahana nandritra ny 2025 🥰Isaoranay manokana ianareo rehetra nahatoky sy nanohana hatr...
28/12/2025

Feno fankasitrahana ny amin'ny fiarahana nandritra ny 2025 🥰
Isaoranay manokana ianareo rehetra nahatoky sy nanohana hatrany an'ny Dazzle ❤️
Ny tsara indrindra hatrany anie no hifampizarantsika amin'ny ho avy rehetra, koa dia mirary soa sy fety sambatra ho antsika rehetra 😘❤️

Mbola afaka mandray rdv maquillage ihany koa izahay ho an'ny faran'ny taona sy taombaovao raha mbola misy mitady ianareo. Efa misokatra ihany koa ny réservation ho an'ny 2026.
Aza misalasala miditra MP 💌

❤️❤️❤️
26/12/2025

❤️❤️❤️

21/12/2025

Coucou 🥰
Elaela kely tsy nanao publication fa nefa mandray rdv hatrany aho ho an'izay hanao maquillage 🥰 , na mise en beauté izany na artistique ❤️
Aza misalasala miditra MP 💌

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra sahady o 😘😘❤️❤️❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261341015484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dazzle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dazzle:

Share