Radio TV an’ny Tantsaha 107.8mhz - Soavinandriana

Radio TV an’ny Tantsaha 107.8mhz - Soavinandriana πŸ‡²πŸ‡¬Radio Ho an’ny mpiarabelona 107.8 mhz
Ilay radion’ny Tantsaha eto Itasy
033 19 785 75 - 034 73 183 35
(1)

πŸ‡²πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡¬ Tonga eto Madagasikara ny Honorable Reza Uteem, Minisitry ny Asa sy ny Fifandraisana ara-Indostria ary ny Fandrindr...
12/08/2026

πŸ‡²πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡¬ Tonga eto Madagasikara ny Honorable Reza Uteem, Minisitry ny Asa sy ny Fifandraisana ara-Indostria ary ny Fandrindrana ny Asa ao Maorisy !

Tonga namaly ny fanasan’ny CCIMM sy hanatrika manokana ny MORIS–MADA BUSINESS CONNECT 2026 izy.

Noraisin’i Dr Rojo Claudino ANDRIANASOLO, Filohan’ny CCIMM sy AIOCCI, tao amin’ny Salon VIP, Seranam-piaramanidina Ivato, niaraka tamin’ny fanohanan’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Malagasy.

Nifantoka indrindra tamin’ny fiarovana sy fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo mpiasa Malagasy ny fifanakalozan-kevitra.

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€πŸ‡²πŸ‡Ί

06/08/2026
04/08/2026

Ny Alarobia 05 Aogositra 2026 indray ary ny fotoanantsika eee.

Tantara mitondra ny Lohateny hoe: "Saranga".

Nosoratan'i Eddy Randrianasolo.

Nanatontosa: Tojo Nirina
Nandrindra sy nikirakira ny Lafiny Teknika: Tanjona Randrianaly.😊

Ambohimanarivo Vinaninony sud:Renim_pianakaviana hita fatyRenim_pianakaviana iray sahabo ho 40 taona no hita faty tao Am...
03/08/2026

Ambohimanarivo Vinaninony sud:Renim_pianakaviana hita faty

Renim_pianakaviana iray sahabo ho 40 taona no hita faty tao Ambohitanora fkt Ambohimanarivo CR Vinaninony Atsimo ny Alahady 02 Aogositra 2026.Ankizikely no mahita azy ity. Nihohoka no nahitana azy, ary rehefa tonga ny mpiasan'ny Fahasalamana sy ny mpitandro filaminana Faravohitra nanao ny fizahana dia tataka be ny fivaviany. Avy ao amin'ny fkt Ampizarankisoa ity olona ity ary efa nokarohina ny Sabotsy lasa teo.
Mankahery ny fianakaviana😒

Source: Dodo RANDRIAMIANDRISOA

πŸ‡²πŸ‡¬ ET SI VOTRE PROCHAIN PARTENAIRE VENAIT DE MAURICE, DE L’INDE OU D’UN AUTRE PAYS D’AFRIQUE OU D’ASIE ?Les 13 et 14 aoΓ»...
01/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ ET SI VOTRE PROCHAIN PARTENAIRE VENAIT DE MAURICE, DE L’INDE OU D’UN AUTRE PAYS D’AFRIQUE OU D’ASIE ?

Les 13 et 14 aoΓ»t 2026, le Moris–Mada Business Connect Summit rΓ©unira Γ  Antananarivo des entreprises, investisseurs, institutions et dΓ©cideurs venus de Madagascar, Maurice, de l’Inde ainsi que de plusieurs pays d’Afrique et d’Asie.

Pourquoi participer ?

β˜‘οΈ PrΓ©sentez votre entreprise Γ  des partenaires internationaux
β˜‘οΈ DΓ©veloppez votre rΓ©seau au-delΓ  des frontiΓ¨res
β˜‘οΈ DΓ©couvrez de nouvelles opportunitΓ©s d’exportation, d’investissement et de coopΓ©ration
β˜‘οΈ Rencontrez des entreprises Γ  la recherche de partenaires et de fournisseurs Γ  Madagascar

Le Summit proposera des rencontres B2B, B2G, B2C, One to One, des confΓ©rences sectorielles, des rendez-vous institutionnels et un networking de haut niveau.

πŸ“’ Les inscriptions sont encore ouvertes ! Sur Ticketplace.io Lien d’inscription > https://www.ticketplace.io/event/1351/moris-mada-connect

πŸ—“οΈ 13–14 aoΓ»t 2026
πŸ“ CCI Ivato – Antananarivo

🌐 www.cci-mauricemadagascar.org
πŸ“§ [email protected]

Votre prochain marchΓ©, votre prochain investisseur ou votre prochain partenaire pourrait vous attendre au Moris–Mada Business Connect Summit 2026.

πŸ‘‰ CHAMBRE DE COMMERCE ET D’INDUSTRIE MAURICE MADAGASCAR - CCIMM
πŸ‘‰ AFRICAN INDIAN OCEAN CHAMBER OF COMMERCE AND INDUSTRY- AIOCCI

πŸ”΅Andro FISAONANA amin'ny Zoma Zao.Natao Andro tsy hiasana fa andraisa-karama.𝟐𝟐 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐑𝐒𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨...
22/07/2026

πŸ”΅Andro FISAONANA amin'ny Zoma Zao.
Natao Andro tsy hiasana fa andraisa-karama.

𝟐𝟐 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 π€π¦π›π¨π‘π’π­π¬π¨π«π¨π‘π’π­π«πš

𝐍𝐨𝐫𝐚𝐒𝐬𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐨𝐑𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš 𝐧𝐲 π‘πžπ©π¨π›π₯𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚, 𝐧𝐲 πŠπ¨Μ‚π₯π¨Μ‚π§πžπ₯𝐲 π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ 𝐌𝐒𝐜𝐑𝐚𝐞̈π₯, 𝐒𝐨 𝐑𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚 𝐒𝐨, 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐝𝐒𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 πšπ§πšπ¦π›πšπ«πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐦𝐚 πŸπŸ’ 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” 𝐑𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐦-𝐩𝐒𝐬𝐚𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‘πžπ©π¨π›π₯𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚. 𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐦-π›π¨π’π§πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 πŸπšπ€πšΜ€π§πš 𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐧𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐑𝐨𝐞𝐧𝐭𝐒-𝐦𝐚𝐧𝐚𝐀𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐨𝐧𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨π₯𝐒𝐭𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§π£πšπ€πšπ§πš 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.

21/07/2026

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261346251265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio TV an’ny Tantsaha 107.8mhz - Soavinandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio TV an’ny Tantsaha 107.8mhz - Soavinandriana:

Shortcuts

Share