ATY Garden

ATY Garden ATY Garden est une aire de loisirs située à quelques kilomètres du centre-ville Antananarivo, à Ambohidratrimo.

🎉 Manolotra toerana privatisé izahay ho an’ny fialam-boly rehetra!
👨‍👩‍👧‍👦 Ho an’ny namana, fianakaviana na mpifankatia 💕
🍖 Afaka mitondra sakafo – tsy misy droit 😉
🎤 Karaoke + guitare + sns... Le lieu peut recevoir jusqu'à 50 personnes et est disponible sur réservation. Vous pouvez y faire une réunion de famille, un team building, un camping, etc. Vous pouvez aussi y célébrer différents évènement

s (anniversaire, baptême, etc.). Nous vous proposons différentes activités avec des équipements au top. Piscine hors sol, barbecue party, karaoké, basketball, balade en vélo, et bien d'autres encore. Nous avons même un mini orchestre avec des instruments divers (guitare, clavier, etc.). Selon vos convenances, vous pouvez apporter vos nourritures ou non. Nous mettons à votre disposition un coin cuisine.

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo an...
26/07/2026

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️

⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo andro hafa mbola malalaka, na journée na soirée ato ATY Garden . 🥰

📌 Marihana fa PRIVATISATION IHANY no misy ato aminay.

📝 Réservation : Acompte 25%

🗓️ Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
📩 Midira MP na Whats'App 033 54 270 17 raha mila fanazavana fanampiny

📞 Antsoy mivantana : 038 62 841 96 / 033 54 270 17

🎉🥳 Ndao hankalaza ny anniversaire-nao ato  ATY Garden 🎂✨🌿 Toerana privatisé tanteraka — ianareo irery ihany no ao, mba h...
24/07/2026

🎉🥳 Ndao hankalaza ny anniversaire-nao ato ATY Garden 🎂✨

🌿 Toerana privatisé tanteraka — ianareo irery ihany no ao, mba hahafahana mankafy ny fotoana miaraka amin'ny fianakaviana sy namana am-pilaminana. 🤍

🎈 🎁 GRATUIT ny décoration anniversaire, ka tsy mila misahirana intsony ianao!

🎂 Manao gâteau d'anniversaire ihany koa izahay miaraka amin'ny parfum maro azo isafidianana:
🍫 Chocolat • 🍓 Fraise • 🌼 Vanille • ☕ Café • 🍓🍫 Chocolat Fruits • sy maro hafa.

🎯 Fialamboly maro no miandry anao:
🎤 Karaoke
🎸 Guitare acoustique
🎹 Clavier
🏀 Terrain de basket
♠️♦️ Jeux de société (Cartes • Dominos • Loto)
🥩 Grillade Party
🤸 Trampoline
🚲 Vélo
🛝 Balançoire
🏝 Hamac
🏊 Piscine hors sol ho an'ny ankizy (4 m de diamètre, 1 m de profondeur)

👨‍👩‍👧‍👦 Mahazaka olona 1 ka hatramin'ny 60 ny toerana.

💳 Réservation : acompte 25% monja.
📅 Misokatra: Alatsinainy – Asabotsy.

📍 Toerana: Ambohidratrimo
➡️ 2 km (10 minitra @ fiara) miala ny commune mankany Ambovo.

📲 Réserveo dieny izao! Aza miandry ny datinao ho lasan'olon-kafa. 😉🎉

📞 Fifandraisana:
☎️ 038 62 841 96
📱 WhatsApp: 033 54 270 17

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo an...
23/07/2026

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️

⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo andro hafa mbola malalaka, na journée na soirée ato ATY Garden . 🥰

📌 Marihana fa PRIVATISATION IHANY no misy ato aminay.

📝 Réservation : Acompte 25%

🗓️ Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
📩 Midira MP na Whats'App 033 54 270 17 raha mila fanazavana fanampiny

📞 Antsoy mivantana : 038 62 841 96 / 033 54 270 17

23/07/2026
😌 Aza misahirana intsony rehefa mikasa ho aty ATY Garden !🍽️ Afaka manao commande sakafo mialoha ianareo 🤩📖 Ireo hita am...
13/07/2026

😌 Aza misahirana intsony rehefa mikasa ho aty ATY Garden !

🍽️ Afaka manao commande sakafo mialoha ianareo 🤩

📖 Ireo hita amin'ny sary dia santionany (sary réel)
📩 Raha mila ny MENU feno, dia mangataha amin'ny Message Privé (MP).

📅 Reserveo mialoha ny:
✅ Daty tianareo
✅ Isan'ny olona
✅ Sakafo tianareo

💚 Izahay no hikarakara ny ambiny, ianareo kosa mifety sy milalao 🥰

✅ 25% acompte fotsiny no hitazonana ny date-nareo. Ary 50% ny acompte hoan'ny commande sakafo.

📅 Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
➡️ 2km (10mn) miala ny commune mankany Ambovo/Andriatany

📩 Infos & réservation :
WhatsApp : 033 54 270 17
📞 038 62 841 96 / 033 54 270 17

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 00:00 - 00:00
Tuesday 00:00 - 00:00
Wednesday 00:00 - 00:00
Thursday 00:00 - 00:00
Friday 00:00 - 00:00
Saturday 00:00 - 00:00

Telephone

+261321112376

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ATY Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ATY Garden:

Shortcuts

Share