Espace BODO

Espace BODO Espace BODO accueil des évènements divers comme fiançaille , mariage , anniversaire, baptême , soirée familiale ou entre amis.

ÉVÉNEMENT FAMILIAL. ANNIVERSAIRE  DU 29/11/2025
01/12/2025

ÉVÉNEMENT FAMILIAL. ANNIVERSAIRE DU 29/11/2025

01/12/2025
16/08/2025

Événement anniversaire ce samedi 16 août 2025

Ho fankalazana ny fetim-pirenena 🇲🇬🇲🇬 izahay eto @ Espace BODO dia manasa antsika indray hiaraka hanalaza  ny 25 Jona 20...
22/06/2025

Ho fankalazana ny fetim-pirenena 🇲🇬🇲🇬 izahay eto @ Espace BODO dia manasa antsika indray hiaraka hanalaza ny 25 Jona 2025 ho avy izao ao anatin'ny ambiance mafana hatrany 🎆🎇🎉🎊

Ny toerana tsy miova : En face Aéroport national ivato

Tongava maro ary eh 🤗

Contact : 034 32 694 29

06/06/2025

Ny Ambiance mafana isakin'ny faran'ny herinandro koa mitohy hatrany eto Espace BODO a 🚨🔥💥

Toerana = En face Aéroport National Ivato.40m mialan'ny arrêt bus Aéroport National

034 32 694 29

Mikasa hikarakara Mariage 🤵👰 Soratra 💍 Anniversaire 🎂 Baptême 😇 Réunion familiale 💃🕺 sns...ve ianao ka mitady toerana ?🏘...
06/06/2025

Mikasa hikarakara Mariage 🤵👰 Soratra 💍 Anniversaire 🎂 Baptême 😇 Réunion familiale 💃🕺 sns...ve ianao ka mitady toerana ?🏘️

Espace Bodo dia afaka manatanteraka ny fikasanao ary afaka mandray hatr@ 100 personnes 💡😊

Fandrio dieny izao ary ny daty mety ee 📅

Koa aza misalasala manantona anay mivantana na mandefa hafatra MP na koa miantso ny 034 32 694 29 raha mila fanazavana fanampiny tompoko 😊

Toerana misy anay dia En face Aéroport National Ivato , 40m mialan'ny arrêt bus Aéroport National.

31/05/2025

MARIAGE CIVIL CE SAMEDI 31/05/2025
MERCI POUR VOTRE CONFIANCE À L'EQUIPE DE L'ESPACE BODO

25/05/2025

ÉVÈNEMENT FAMILIAL À L'ESPACE BODO AUJOURD'HUI DIMANCHE 25.05.2025

WEEK-END DE PÂQUES ato @ Espace BODO miaraka @ ambiance clubing sy ny Karaoké hatrany.Ndao hiala voly miaraka @ akama , ...
17/04/2025

WEEK-END DE PÂQUES ato @ Espace BODO miaraka @ ambiance clubing sy ny Karaoké hatrany.

Ndao hiala voly miaraka @ akama , fianakaviana .Ny toerana calme sy malalaka tsara 🔥

Nareo sisa ary no handrasana e 😊✌

05/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sergio Rabevatsy, Nhy Aline's Raz, Judicael Randrianarivelo

Address

K1_078 Ivato Aéroport
Antananarivo
105ANTANANARIVO

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace BODO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category