Vonin'ny ahitra

Vonin'ny ahitra Tontolon'ny Fambolena 🌱
Izaho no namboly ...,fa Andriamanitra no nampitombo.✨ IKor 3: 6

🌱💛JAUNE VANILLA 💛🌱Andao isika hiara hianatra kely indray androany;🌿Arrosage et Humidité: Ny Anthurium dia karazana vonin...
27/03/2026

🌱💛JAUNE VANILLA 💛🌱

Andao isika hiara hianatra kely indray androany;
🌿Arrosage et Humidité: Ny Anthurium dia karazana voninkazo mila humidité mihitsy. Anefa rehefa hanondraka isika dia tsy mety raha atao hotsaka be ilay substrat.
> Tsara raha tsy tondrahana isanandro fa atao isaky ny 2j ohatra (avela ho maina ny surface-ny vao tondrahana indray)

🌿Fertilisation: Rehefa fotoanan’ny fitsirin’ny fleur, mba hampamokatra azy tsara dia afaka manampy compléments organiques (potassium, calcium) toy ny poudre de coquilles d’œufs afangaro amin’ny substrat, na ihany koa ranona hoditr’akondro isaky ny 2semaines.

Izay aloha ny androany fa mbola hitohy foana ny fizaràna eto amin’ny pejy.😍
Ary ny anareo?? Inona no fikarakaràna ataonareo amin’ny vokatrareo? Zarao eto amin’ny commentaire eeh👇🙏🏻

💛Jaune Vanilla disponible, détails sur les photos

Harivariva eto an-jaridaina...Fahafinaretan’ny maso🌹Raozy🌹     (Tsy amidy izy)
24/03/2026

Harivariva eto an-jaridaina...
Fahafinaretan’ny maso🌹Raozy🌹







(Tsy amidy izy)

Anthurium andraeanum en pleine beauté 🌸Plantes saines et bien entretenues.Besoin de conseils pour vos plantes ? Écrivez-...
23/03/2026

Anthurium andraeanum en pleine beauté 🌸
Plantes saines et bien entretenues.

Besoin de conseils pour vos plantes ? Écrivez-nous 🌱

🌿 Bienvenue sur la page dédiée aux amoureux des plantes et du jardin.Partages, conseils et parfois de belles plantes dis...
17/03/2026

🌿 Bienvenue sur la page dédiée aux amoureux des plantes et du jardin.
Partages, conseils et parfois de belles plantes disponibles.

Pour commencer : un Anthurium bien entretenu est déjà disponible sur réservation 🌺
Abonnez-vous pour découvrir la suite.

Address

Lot MD 14B Manazary Manandona Ilafy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vonin'ny ahitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category