13/03/2026
🌹DÉCORATION ÉGLISE MARIAGE 🌹
Andro iray feno fitahiana sy fitiavana ✨💍
Faly izahay nizara taminareo ity haingo nataonay tao am-piangonana ho an’ny mariazin’izy ireo. Ny tanjonay dia ny hamorona toerana madio, kanto ary feno hafanana ho an’ity andro lehibe ity.
Misaotra ny mpivady nanankina taminay ny haingo tamin’ity fotoana manan-danja ity 🤍
Raha mila haingo ho an’ny mariazy, fety na lanonana manokana ianareo dia aza misalasala mandefa mp anay ✨
📞 +261 33 77 122 77