Studios Mamiarisolo

Studios Mamiarisolo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Studios Mamiarisolo, Antananarivo.
(1)

π‘Ίπ’Š 𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒗𝒐𝒖𝒍𝒆𝒛 π’—π’“π’‚π’Šπ’Žπ’†π’π’• π’Šπ’Žπ’Žπ’π’“π’•π’‚π’π’Šπ’”π’†π’“ 𝒗𝒐𝒔 π’Žπ’π’Žπ’†π’π’•π’”, 𝒄𝒐𝒏𝒕𝒂𝒄𝒕𝒆𝒛-𝒏𝒐us! πŸŽ₯πŸ“·πŸ–ΌοΈ
Car Nous ne vendons pas le prΓ©sent, nous nous chargeons du souvenir. πŸŒΊπŸ“·πŸ–ΌοΈ
πŸ“Έ Photographe professionnel depuis 2017 |πŸŒΊπŸ“·πŸ–ΌοΈ

Mafinaritra ahy ka zaraiko kely amintsika, namboly hazo zareo ny Janoary sy Febroary lasa teo, izao ndray de nanao ny ar...
11/06/2026

Mafinaritra ahy ka zaraiko kely amintsika, namboly hazo zareo ny Janoary sy Febroary lasa teo, izao ndray de nanao ny aro afo sy fanaraha-maso izany fambolen-kazo nataony izany. Mendrika alaina tahaka. πŸ“ΈπŸŽ™
sarin'ireo olona niasa nalaina tany amin'ny commune Manamisoa sy Androy kely ☺

05/06/2026

Nandritra ny nandefanay drone no nahitana an’ity tadio lebe ity tao Manamisoa District Ambalavao πŸŒͺ️πŸŒͺ️
Rambondanitra hono no iantsoana azy, rehefa lehibe otrizao. πŸ™‚

Tournage tany amin’ny kaominina Manamisoa, district Ambalavao ny sabotsy lasa teo πŸ™‚πŸ“·πŸŽ™οΈ
02/06/2026

Tournage tany amin’ny kaominina Manamisoa, district Ambalavao ny sabotsy lasa teo πŸ™‚πŸ“·πŸŽ™οΈ

Sary vitsivitsy nandritra ny fandalovana  kely tao amin’ny fampisehoana nataon’ny tarika Rossy, nokarakarain’ny Fiterim....
31/05/2026

Sary vitsivitsy nandritra ny fandalovana kely tao amin’ny fampisehoana nataon’ny tarika Rossy, nokarakarain’ny Fiterim.Fianarantsoa, mbola vao manomboka moa ny ambiance ao, tamin’ny fotoana nialako taoπŸ€—πŸŽ™οΈπŸ“·

28/05/2026

Tournage d’une vidΓ©o educative du projet InfoWash samedi dernier πŸ“·πŸ™ # #

Sambatra izay mizara hoy ilay fiteny izay: mandritra ity herinandro ity dia mampiofana ireto mpianatra avy amin'ny anjer...
26/05/2026

Sambatra izay mizara hoy ilay fiteny izay: mandritra ity herinandro ity dia mampiofana ireto mpianatra avy amin'ny anjery manontolo eto Andrainjato ireto, ireo izay liana mahakasika ny sary sy feo. πŸŽ™πŸŽ™πŸ“ΈπŸŽ₯

19/05/2026

Ambiance be kay ny miaraka amin'ny 𝗖𝗒𝗒𝗣Éπ—₯π—”π—§π—œπ—©π—˜ 𝗗'π—”π—–π—§π—˜π—¨π—₯𝗦 𝗧𝗒𝗨π—₯π—œπ—¦π—§π—œπ—€π—¨π—˜π—¦ π——π—˜ π— π—”π——π—”π—šπ—”π—¦π—–π—”π—₯, πŸ˜ŠπŸ˜ŠπŸŽ™πŸŒ³πŸŽ‹πŸŒ΄
en train de jusqu'Andrambovato. πŸš‚πŸš‚πŸš‚πŸš‚

11/05/2026

Vocal sy video natao tato amintsika πŸŽ™οΈπŸ₯°

Ps: izay mividy billet mialoha dia tsy 7.000 ilay izy an, mahazo reduction . πŸ’ΈπŸ€‘

10/05/2026

Herinandro sahady kay ity Brunch tao amin’ny Manga Blue's guest house ity πŸ”πŸ₯“πŸžπŸ¦πŸ‰πŸ°
Sady mba mijery kely ny asako nareo πŸ₯°πŸ₯°

Address

Antananarivo

Telephone

+261347678453

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studios Mamiarisolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Studios Mamiarisolo:

Share