17/04/2026
🟥WAY MAGIC EO @ RADIO Malagasy Fm 🟥
Mba hafatra kely avy aty @ WAY MAGIC
Somary efa nafohezina fa lava be ,nisy magie tao an😘 merci an'ireo nadefa message , ho valina tsy ho ela ianareo fa mbola manomana show ny magicien, Afaka manao retour ao @ commentaire ireo naheno en direct 😊🤞
.4