Rantsa Events

Rantsa Events Prestataire de service événementiel , Décoration salle de mariage, Tête de cortège, Eglise, Baptême, etc...
Service traiteur

🎉🎉Offre promotionnelle chez Rantsa Events 🎊: veuillez nous contacter par message privé (MP) pour les détails de toutes n...
03/04/2023

🎉🎉Offre promotionnelle chez Rantsa Events 🎊: veuillez nous contacter par message privé (MP) pour les détails de toutes nos différentes prestations en décoration événementielle. "Chaque moment de bonheur mérite d’être mémoriser par des belles décorations 🤗"

Mitohy hatrany ny fety miaraka amin'ny Rantsa Events, misy hatrany ny promotion ho antsika mikasa hanomana mariage, bapt...
02/02/2023

Mitohy hatrany ny fety miaraka amin'ny Rantsa Events, misy hatrany ny promotion ho antsika mikasa hanomana mariage, baptème, anniversaire sns...🎊🎉
Aza misalasala manatona anay amin'ny hafatra miafina na miantso mivantana ny 034 51 765 41 ahafahanay manome anao ny andinindininy.

Mba tantarao hoe ny anecdote tamin'ny jour J anareo😊!? indraindray koa mba tsikafonina izy ireny.Na efa vita aza izany, ...
17/01/2023

Mba tantarao hoe ny anecdote tamin'ny jour J anareo😊!? indraindray koa mba tsikafonina izy ireny.

Na efa vita aza izany, ny Rantsa Events dia eto foana hanampy anao amin'ny resaka fanaingoana ny fotoana maminareo rehetra. Mirary soa antsika rehetra😊

Faly miarahaba antsika rehetra izahay eto amin'ny Rantsa Events!Isaorana isika rehetra izay nametraka fitokisana taminay...
19/12/2022

Faly miarahaba antsika rehetra izahay eto amin'ny Rantsa Events!
Isaorana isika rehetra izay nametraka fitokisana taminay nandritry iny promotion taona 2022 iny🎉🎉🎉. Ka manomboka izao dia manomboka amin’ny sarany 400.000 ar ny prestation ato aminay. Afaka manao gateau ihany koa izahay amin’ny sarany 3.500 Ar ny portion, afaka atao individuel ihany koa izany arak’izao sary hitantsika izao. Afaka manatanteraka ny nofinofinao arak’izay tadiavinao izahay koa aza misalasala manatona anay ao amin’ny hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana 034 51 765 41.
Mankasitraka indrindra🤗

Un décor simple et à la fois joli 😍
03/11/2022

Un décor simple et à la fois joli 😍

Un décor simple et à la fois joli 😇
Notre salle de réception est prête à être transformée selon vous goûts 🥰
On a différents tarifs pour chacun de vos besoins, n'hésitez pas à nous contacter ☎️ 😉

Miarahaba anareo indray eee 😁Volana inona no nosafidinareo na hosafidianareo sy/na irianareo hanatanterahana ny fetim-pa...
21/10/2022

Miarahaba anareo indray eee 😁

Volana inona no nosafidinareo na hosafidianareo sy/na irianareo hanatanterahana ny fetim-panambadianareo?
Misy antony manokana ve?

Aza adino fa vonona hatrany izahay eto amin'ny Rantsa Events dia afaka mandray anao amin'ny fanaingoana izany andro miavaka izany 😉, aza adino ny manaraka ny pejintsika🥳

Humm, mamofompofona fety izy 'zany 😋🎉🎊😎Araraoty, araraoty fa❗️PROMOTION be❗️, eny hoy aho❗️PROMOTION be❗️ny décoration h...
08/10/2022

Humm, mamofompofona fety izy 'zany 😋🎉🎊😎
Araraoty, araraoty fa❗️PROMOTION be❗️, eny hoy aho❗️PROMOTION be❗️ny décoration ho anareo mpanjifa eto Antananarivo manomboka amin'ny sarany 250.000Ar, 350.000Ar, sns... arak'izay hetahetanao. (Afaka mandeha any amin'ny faritra ihany koa)
Na Décoration Mariage, Fiançailles, Concert na Eglise, Anniversaire, Baptême, sns...
Aza misalasala manoratra hafatra miafina (MP) aminay.

Fisaorana be dia be ho anareo efa nametraka fitokisana taminay, ho anareo mpanaraka ny pejy sy mbola maniry ny hiara-hia...
07/10/2022

Fisaorana be dia be ho anareo efa nametraka fitokisana taminay, ho anareo mpanaraka ny pejy sy mbola maniry ny hiara-hiasa ihany koa. Hisy promotion be ho avy fa araho tsy tapaka ny pejintsika.🤗💐

😍 Organisation Événementielle 😍Rantsa Event's dia manolotra ireto service ireto amin'ny sarany sahaza ny rehetra.- Décor...
03/09/2022

😍 Organisation Événementielle 😍
Rantsa Event's dia manolotra ireto service ireto amin'ny sarany sahaza ny rehetra.
- Décoration mariage / anniversaire / baptême...
- Service traiteur
Contact : 0345176541

Address

Analamahitsy
101

Opening Hours

Monday 00:00 - 23:45
Tuesday 00:00 - 23:45
Wednesday 00:00 - 23:45
Thursday 00:00 - 23:45
Friday 00:00 - 18:00
Sunday 00:00 - 23:45

Telephone

+261345176541

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsa Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share