Serasera Hiragasy

Serasera Hiragasy Sehatra natokana ho an'ireo mpitia sy mpikarakara ary Mpividy ny rakitsara vakodrazana Malagasy

“Hisotro rano madio amin’ny zinga maloto ve, sa hisotro rano maloto amin’ny zinga madio ?”
31/10/2025

“Hisotro rano madio amin’ny zinga maloto ve, sa hisotro rano maloto amin’ny zinga madio ?”

Ny Tarika Rateloson Andohavary Ofisialy  rehefa Eny ambony kianja
28/10/2025

Ny Tarika Rateloson Andohavary Ofisialy rehefa
Eny ambony kianja

Mambabo ny maro ny tsikitsikin'i Sanni Miarantsoa, rehefa ao anaty Hira Gasy 🥰..Tovovavy vao 20 taona monja i Sanni...Ao...
26/10/2025

Mambabo ny maro ny tsikitsikin'i Sanni Miarantsoa, rehefa ao anaty Hira Gasy 🥰..
Tovovavy vao 20 taona monja i Sanni...
Ao amin'ny Tarika Rasamoelson Andohavary moa no misy azy ...

Andao ho tohanana izy sy ny Tarika Rasamoelson Andohavary e 😊.

24/10/2025

Mila tsiny fa nisy olana kely ny pejy teo,efa miverina amin'ny laoniny izy izao ary hiezaka hifampizara izay mahasoa eto isika!

🇲🇬🇲🇬 HIRAGASY Ela nandrasana🎺🎺🎺📢sody taraiky eo indray nareo fa efa akaiky ity ady goavana ity an❤️💪RAINITELO (andohavar...
24/10/2025

🇲🇬🇲🇬 HIRAGASY Ela nandrasana🎺🎺🎺
📢sody taraiky eo indray nareo fa efa akaiky ity ady goavana ity an❤️

💪RAINITELO (andohavary) VS SAHONDRAFININA ZANANY (fenoarivo)

🛑TOERANA : Kianja Manevasoa Ambodisaha Ambatomirahavavy
📅: Alahady 26 Octobre 2025

🚨Tongava maro fa tsisy otran'ity ra tsy ela indray
Misy Parking 🛵 🚙

Misy efatra ny mahiaHitanay etsy sy ery Ny mahia tsy ampy sakafo Vidim-piainana efa lafoNy mahia amin'ny aretina Efa mih...
03/08/2025

Misy efatra ny mahia
Hitanay etsy sy ery
Ny mahia tsy ampy sakafo
Vidim-piainana efa lafo
Ny mahia amin'ny aretina
Efa mihatra tsy maintsy entina
Ny mahia amin'ny adin-tsaina
Ndraindray manambaka ny aina
Ny mahia amin'ny hasarotam-piaro
Dia aretina sy halozana mifangaro
Ka na dokotera gasy na vazaha
Miala maina manary gants
Ny olona saro-piaro raha jerena
Maivana ohatran'ny avokavon-kena
Na sesefana hanina aza tsy tafa
Mahia ohatran'ny kifafa

"Ny fahorianao tsy hisy mandrakizay,Ny alahelo dia ho lany tahaka ny ando.Andro mba ho avy izay hiteny aminao:‘Efa lasa ...
07/07/2025

"Ny fahorianao tsy hisy mandrakizay,
Ny alahelo dia ho lany tahaka ny ando.
Andro mba ho avy izay hiteny aminao:
‘Efa lasa ny fahoriana, tafaverina ny fiadanana.’

Koa dia mijanòna foana, ary matokia ny Tompo.
Fa Izy no hanome hery sy hanome fampiononana anao.

"Aza matahotra, fa Izaho no manampy anao;
Aza miahorohoro, fa Izaho no Andriamanitrao."
(Isaia 41:10)

05/07/2025

Mampahery ny tarika Sahondrafinina zanany Fenoarivo amin’izao fotoan-tsarotra izao.

“Mirary tontolo andro feno fitahiana ho anao!Enga anie ny asanao hiroso, ny fonao hahita fiadanana,ary ny dianao hotarih...
02/07/2025

“Mirary tontolo andro feno fitahiana ho anao!
Enga anie ny asanao hiroso, ny fonao hahita fiadanana,
ary ny dianao hotarihin’ny fahendrena sy fahasoavana.
Na misy zava-tsarotra, dia ho zakaina amin’ny faharetana.
Na misy hafaliana, dia ho tanteraka amin’ny fankasitrahana.”

Ny vola fitady💶Ny herim-po fanary🏷️➡️Fa ny marina iany no ataovy zalahy🥁🎻
27/05/2025

Ny vola fitady💶
Ny herim-po fanary🏷️
➡️Fa ny marina iany no ataovy zalahy🥁🎻

Tarika Rasoalalao Kavia Ampahimanga
22/05/2025

Tarika Rasoalalao Kavia Ampahimanga

izahay eto @ CFP Bevalala dia faly manasa anao izay mpakafy hiragasy mivarotra billet sady vaky sehatra2025 ahitanao hir...
16/05/2025

izahay eto @ CFP Bevalala dia faly manasa anao izay mpakafy hiragasy mivarotra billet sady vaky sehatra2025 ahitanao hira vaovao donan samy ngeza Raintelo Andohavary VS Raveloson A/imamo ra mila torolalana na hividy billet 📞📞0345425288

Address

Analakely
Analakely

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00

Telephone

+261340154292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serasera Hiragasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Serasera Hiragasy:

Share