Évènement by Béatrice

Évènement by Béatrice Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Évènement by Béatrice, Party Entertainment Service, Avaratetezana, Ampitatafika.

Sahirana mitady idée de décoration ve ianao ?✨Ireto misy aingam-panahy kely hahatonga ny événement-nao ho miiavaka🎉📩 Mif...
26/03/2026

Sahirana mitady idée de décoration ve ianao ?✨

Ireto misy aingam-panahy kely hahatonga ny événement-nao ho miiavaka🎉

📩 Mifandraisa aminay raha mila fanampiana.

📍 Antananarivo
📱0343106824 na 0384214454
💌 [email protected]

🎉 Manomana lanonana ve ianao ?Avelao izahay hikarakara ny rehetra ho anao ✨✔️ Haingo✔️ Buffet (mamy & masira)✔️ Fikaraka...
25/03/2026

🎉 Manomana lanonana ve ianao ?
Avelao izahay hikarakara ny rehetra ho anao ✨
✔️ Haingo
✔️ Buffet (mamy & masira)
✔️ Fikarakara manontolo
💖 Ankafizo fotsiny ny fotoana miaraka amin’ny vahiny
📍 Antananarivo
📲 WhatsApp : 0343106824 na miantso n'y 0384214484
📩 [email protected]
📩 Message privé ho an’ny réservation

✨Ary raha toy izao ny decoration amin'ny fetinao?😍😍Ataovy miavaka sy tsy hay adinoina ny lanonanao💫
24/03/2026

✨Ary raha toy izao ny decoration amin'ny fetinao?😍😍

Ataovy miavaka sy tsy hay adinoina ny lanonanao💫

Address

Avaratetezana
Ampitatafika
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Évènement by Béatrice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share