Setra Raharison Photographe

Setra Raharison Photographe

Mody masoandro 🌄🌞© Setra Raharison Photographe
06/02/2026

Mody masoandro 🌄🌞
© Setra Raharison Photographe


Extrait Shootingby Setra Raharison Photographe  📷
05/02/2026

Extrait Shooting
by Setra Raharison Photographe 📷

Vodiondry T ❤️ H© Setra Raharison Photographe 📷M.U Ando Rogie Déco Rina Rtc
28/01/2026

Vodiondry T ❤️ H
© Setra Raharison Photographe 📷
M.U Ando Rogie
Déco Rina Rtc


  📷 Setra Raharison Photographe
27/01/2026



📷 Setra Raharison Photographe

ExtraitShooting studio© Setra Raharison PhotographeM.U SK beauté     Voahirana Iorenantso Tsiafoy
25/01/2026

Extrait
Shooting studio
© Setra Raharison Photographe
M.U SK beauté



Voahirana Iorenantso Tsiafoy

Mandalo kely @ izany   izanyMisy avy eto tanambe ve ny abonnés ato😁Ndao asina pro kely
10/01/2026

Mandalo kely @ izany izany
Misy avy eto tanambe ve ny abonnés ato😁
Ndao asina pro kely

S ❤️ ANy tsiky, ny fijery, ny fihetseham-po dia voatahiry ao anaty sary.❤️😍Ny sary tsy mijanona ho sary fotsiny, fa lasa...
06/01/2026

S ❤️ A
Ny tsiky, ny fijery, ny fihetseham-po
dia voatahiry ao anaty sary.❤️😍
Ny sary tsy mijanona ho sary fotsiny, fa lasa fahatsiarovana.😍📷


Ho tapitra ny taona 2025, ka faly sy mankasitraka indrindra izahay ato @ Setra Raharison Photographe  🙏📸Misaotra anareo ...
31/12/2025

Ho tapitra ny taona 2025, ka faly sy mankasitraka indrindra izahay ato @ Setra Raharison Photographe 🙏📸
Misaotra anareo clients rehetra, na mariage, shooting, fianakaviana,namana, sns
ary misaotra manokana anareo mpanaraka sy mpanohana ny pejy ❤️

Ny fitokisanareo sy ny fanohanana tsy tapaka no hery manosika anay hanatsara hatrany ny kalitao sy ny fomba fiasa mba hahazoanareo sary sy fahatsiarovana mendrika sy tsy hay adinohina ✨

🎉 Mirary taona vaovao 2026 ho feno fahasalamana, fahombiazana, fitiavana ary fitahiana ho anareo rehetra 🙏
Enga anie hitondra fotoana mamy sy fahatsiarovana sarobidy ho anareo sy ny ankohonananareo ny ity taona 💍💞

Efa misokatra ny réservation @ événements 2026 🎩👰🤵
👉 Aza miandry farany fa voafetra ny date

Misaotra anareo rehetra ❤️
— Setra Raharison photographe 📸✨
📷

fans

ô tse😁ande haka anareo tsy nahita taxi ody aty ambato ne zay ioiza avy ilay tsy nahita taxi mody 😂😂mentionné-o le namana...
31/12/2025

ô tse😁
ande haka anareo tsy nahita taxi ody aty ambato ne zay io

iza avy ilay tsy nahita taxi mody 😂😂
mentionné-o le namanao tokony hiagaka amnay ande Kubota 😂😂
📷

Dia iray, fikasana iray, fitiavana iray.❤️Fitiavana tsotra, fotoana tena izy, 😍sary tsy hay hadinoina.😍📷Setra Raharison ...
30/12/2025

Dia iray, fikasana iray, fitiavana iray.❤️
Fitiavana tsotra, fotoana tena izy, 😍sary tsy hay hadinoina.😍📷
Setra Raharison Photographe 📷


Tafita ❤️ Tahiry❤️ Tsy voafetra amin’ny toerana, tsy voafehin’ny fotoana.Ao anaty fijery, ao anaty tanana mifamihina,ao ...
26/12/2025

Tafita ❤️ Tahiry
❤️ Tsy voafetra amin’ny toerana, tsy voafehin’ny fotoana.
Ao anaty fijery, ao anaty tanana mifamihina,
ao anaty sary iray mitahiry tantara mandrakizay. 💍🌿
Ary voninahitra ho anay ny afaka nitahiry an-tsary ny tantaranareo,
ireo tsiky, ireo fijery feno fitiavana,
ary ireo fotoana kely lasa fahatsiarovana mandrakizay. ✨

Mirary anareo ho feno fitahiana, fitiavana tsy mety ritra,
ary fiainam-panambadiana sambatra mandrakariva. 💕

📸 Setra Raharison Photographe

Address

Amparafaravola
504

Telephone

+261348019053

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Setra Raharison Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Setra Raharison Photographe:

Share