TeamFety Event

TeamFety Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TeamFety Event, Party Entertainment Service, Ambohitrimanjaka.

30/10/2025

Fa tena pondro ihany zany guitare ataoko zany ahh đŸ€ŁđŸ€Ł

Tsy aritrin'ny président Emmanuel Macron intsony izay hoe Teamfety izany fa dia namonjy ny Foara zoto be Ambohitrimanjak...
24/04/2025

Tsy aritrin'ny président Emmanuel Macron intsony izay hoe Teamfety izany fa dia namonjy ny Foara zoto be Ambohitrimanjaka izy mba hitafatafa amin'ireo mpikarakara ny TeenFestival
Mankasitraka prĂ©sident MacronđŸ„°

Aiza daholo isika rehetra ary fa efa manomboka izahay ato anhhhđŸ„°Fan zone:2000arResa gold:5000arVIP: 10.000arInvitĂ© surpr...
18/04/2025

Aiza daholo isika rehetra ary fa efa manomboka izahay ato anhhhđŸ„°
Fan zone:2000ar
Resa gold:5000ar
VIP: 10.000ar
InvitĂ© surprise amin’ilay tiantsika mihitsy ny androany anhhđŸ˜â€ïž

18/04/2025

Aiza daholo ny Tia Mifety ooohđŸ˜â€Œïž
Tahak’izao ny feeling niarahanay tamin’i Mamina KANTO GASY sy Sarobidy Pazzapa ny omaly 17 Aprilyâ€ïžđŸ„°
Koa aza taraiky tsony ny amin’ny androany fa sao hanenenana anhh😜
Miaraka amin’i Nathan R. indray isika androany, aza taraiky tsony ary fa 13h30 ny varavarantsika dia efa misokatra😁

BIG PROMO‌‌
Ho an’izay mividy billet entre 13h-14h dia mahazo reduction -20% be izao ho an’ny RESA GOLD sy ny VIPđŸ„°â€ïž

Tongava maro aryđŸ„°

Aiza daholo ny mponin’Ambohitrimanjaka oohhhđŸ„°đŸ“ąNdao asiantsika happy hour kely ary zao ehđŸ˜Šâ€ïžReduction -30% daholo ny bill...
17/04/2025

Aiza daholo ny mponin’Ambohitrimanjaka oohhhđŸ„°đŸ“ą
Ndao asiantsika happy hour kely ary zao ehđŸ˜Šâ€ïž
Reduction -30% daholo ny billet jusqu’à 16hđŸ”„đŸ˜ARARAOTY ARY OOOHâ€ïžđŸ„°
RepĂšre: Tranom-pokonolona Ambohitrimanjaka

Efa anomboka izy ato😊 Amin’ny roa ora tolak’andro no manomboka ny show antsika ry zareo ah !! Aza tarađŸ„°
17/04/2025

Efa anomboka izy ato😊 Amin’ny roa ora tolak’andro no manomboka ny show antsika ry zareo ah !! Aza tarađŸ„°

đŸ”„ TENAAAAA HOOE TSY HARITRAY INTSONY !!! đŸ’„đŸ”„  ❀Le 18 AVRIL Ă  13h30 ao amin’ny TRANOM-POKONOLONA AMBOHITRIMANJAKA Ihany ny...
15/04/2025

đŸ”„ TENAAAAA HOOE TSY HARITRAY INTSONY !!! đŸ’„đŸ”„
❀
Le 18 AVRIL à 13h30 ao amin’ny TRANOM-POKONOLONA AMBOHITRIMANJAKA Ihany ny fotoana!
đŸŽ‰đŸŽ€đŸ’ƒ

đŸ’„ Ary tonga dia spoilenay e
 Tsy vitanay atao surprise intsony ity, fa ianareo tanora tia mozika sy vibes no tompon’ny lanonana:

✹ NATHAN
✹ SAROBIDY
✹ TEBOKA

đŸŽ€ StarJam | 👑 StarLook | 💃 StarDance
âžĄïž DEMI-FINALE amin'ny 18 io ann đŸ€Ș

NB: Mbola mitohy hatramin’ny 16 Avrily ny fanoratana anarana ho an’ireo mbola te handray anjara amin’ireo fifaninanana ireo!

---

Sady asitsika JEUX KELY azahoana ticket FANZONE bediabe GRATUIT!
Ireto ary ny FEPETRA:

1. Partage-o en mode PUBLIQUE ity post ity

2. Commentaire-nao:

Lazao ny souvenir nahafinaritra niaraka tamin’ny TeamFety

Mentionnao ilay olona niaraka taminao tamin’iny

Lazao hoe mbola hiaraka aminao amin’ity fety ity indray

Manao invitation d'amie hi s'abonne @ page Teamfety Event (Asina porofo capture)

Arakaraka ny olona mentionenao sy mamaly ny commentaires-nao hoe “Andeha aho” → no hitombon'ny ny isan’ny biliet Fan zone ho azonao!
Olona 2 be izao no No hahazo ity lalao ity
16 Avril ny FisarianađŸ„°
---

đŸŽŸïž Fan Zone: 2 000 Ar | Resa Gold: 5 000 Ar | VIP: 10 000 Ar

Contact: 032 37 933 01 / 038 43 505 48
Page: Teamfety Event

👉 Tsy hijery fotsiny, fa ho tafiditra ao anatin’ny tantara ianao!

 fans
15/04/2025

fans

Fandaharam-potoana manaraka !

fans

Demain 15 Avril Ihany koa mbola ta haka ity IhanyđŸ„°
14/04/2025

Demain 15 Avril Ihany koa mbola ta haka ity IhanyđŸ„°

⚠URGENT – STARJAM❗❗

RAPPEL : Une répétition OBLIGATOIRE aura lieu ce lundi 14 avril à 14h pour TOUS LES CANDIDATS DU CONCOURS DE CHANT STARJAM.

Lieu : Studio Miadana, ambanin’ny gendarmes
Heure : 14h prĂ©cises – Soyez ponctuels !

NB : Pour celles et ceux qui souhaitent encore participer au concours ou acheter des billets pour le show, merci de vous présenter également à ce rendez-vous.

Merci de bien vous prĂ©parer Ă  l’avance et de respecter l’horaire.

Peace

⚠URGENT – STARJAM❗❗RAPPEL : Une rĂ©pĂ©tition OBLIGATOIRE aura lieu ce lundi 14 avril Ă  14h pour TOUS LES CANDIDATS DU CON...
14/04/2025

⚠URGENT – STARJAM❗❗

RAPPEL : Une répétition OBLIGATOIRE aura lieu ce lundi 14 avril à 14h pour TOUS LES CANDIDATS DU CONCOURS DE CHANT STARJAM.

Lieu : Studio Miadana, ambanin’ny gendarmes
Heure : 14h prĂ©cises – Soyez ponctuels !

NB : Pour celles et ceux qui souhaitent encore participer au concours ou acheter des billets pour le show, merci de vous présenter également à ce rendez-vous.

Merci de bien vous prĂ©parer Ă  l’avance et de respecter l’horaire.

Peace

10/04/2025

⚠Urgent ⚠
Tapakila 17 Avril (Sélection de talent) ho afanainy MAMINA sont déjà Disponibles

Réservation : 5k
VIP : 10k

Tongava MP na miantsoa avy atrany 0387952708 fa ho avy izahay
Ny Simple 2000ar Amidy amin'ny fotoana ny fampisehoana😘😘

Omena antsika tanora eto Ambohitrimanjaka indray ny sehatra🎉ny TEAMFETY EVENT✹ dia manolotra anao đŸŽ€ Teen Festival đŸŽ¶Fety ...
09/04/2025

Omena antsika tanora eto Ambohitrimanjaka indray ny sehatra🎉
ny TEAMFETY EVENT✹ dia manolotra anao

đŸŽ€ Teen Festival đŸŽ¶
Fety goavana izay ho afanain'i MAMINA đŸŽ€

đŸ”„ 17 avrily : Hisy ireo fifaninanana Talenta sy seho tokana tsy manampaharoa iarahana amin'ny MAMIANA,
đŸŽ¶ 18 avrily: "Demi-final" izay ho afanain'ny TEBOKA Tara-pahazavana sy ireo artista hafa koa, miaraka amin’ny TeamFety

🎧 miandry anareo ary tanora izay tia mifety sy Bal hiaraka amin'ireo DJ maro samy hafa

đŸŽŸïž tapakila :
- FAN ZONE : 2 000 Ariary
- RESA GOLD: 5 000 Ariary
- V. I. P : 10 000 Ariary

TEEN FESTIVAL, fety goavana sy anisan'ny zava-dehibe ho an'ny tanora🌟

Address

Ambohitrimanjaka
105

Telephone

+261346845924

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TeamFety Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share