The Little Corner

The Little Corner The Little Corner Ambatomirahavavy dia toerana mahateho-tia voaravaka natiora ary natao handraisana

07/06/2026
🏍️🏍️🏍️M'Auto.ZIk au The Little Corner Ambatomirahavavy ✅Date: Dimanche 21 Juin 2026👉Trajet : LTC Ampefiloha - Anosizato-...
24/05/2026

🏍️🏍️🏍️M'Auto.ZIk au The Little Corner Ambatomirahavavy
✅Date: Dimanche 21 Juin 2026
👉Trajet : LTC Ampefiloha - Anosizato- Ampitatafika- Fenoarivo - Alakamisy Fenoarivo - Ambatomirahavavy - Imeritsiantosika - Ambatomirahavavy ( Au The Little Corner)

👌👌👌Misy ambiance musicale matsiro bé ary tsy manavaka fiara na moto fa afaka Tonga daholo e.

Contact : 0386686526

Participation : 8.000ar

👌🙏🙏Samy mitondra ny sakafony

💯✨️👌👌NDAO HIARAKA HANALA AZY : M’AUTO.ZIK 6ème Edition 👌👌👌 Alahady 21 Jona 2026👌👌👌Isika akamako sy mifandray  amiko rehe...
07/05/2026

💯✨️👌👌NDAO HIARAKA HANALA AZY : M’AUTO.ZIK 6ème Edition

👌👌👌 Alahady 21 Jona 2026

👌👌👌Isika akamako sy mifandray amiko rehetra sady mirevy moto, fiara, mihira, mitendry indrindra ao anatin'ny fizahantany , ndao hanala azy. Toy izao ny programa:

💯💯❤️❤️Alahady 21 Jona 2026

-Départ miala eo @ LTC Ampefiloha: 07h30 maraina
-Miroule mandeha Arivonimamo daholo aloha
- Tonga eo arivonimamo dia miverina ary mamonjy ao amin’ny The Little Corner Ambatomirahavavy ary mankafy ny hakantony
- Ambiance musicale afaka mandihy, mihira, mitendry sns... mikaly sns.....ee ny tolakandro manontolo.

👊👊Fidirana ao Little Corner: Ambatomirahavavy : 8000ar.

💯💯Karakarao tsara ny kodiaran-droa zalahy ah.

🥸🥸🥸Ny ahy aloha dia vintage vintage amin’io ann, tsy miroule be fa maka fafiny fotsiny.

🤙🤙🤙HANALA AZY HIVAZO SY HITSINJAKA.
Misy kaly sy revy amidy sur place

💥💢💯Tsy mifidy moto sy fiara io fa ambiance no tediavina fa tongava lehiretsy lehiretsy ahh

🥂🥂🥂💯💥💥💥Our peaceful nights at The Little Corner Ambatomirahavavy 🍸🍸🍸
28/04/2026

🥂🥂🥂💯💥💥💥Our peaceful nights at The Little Corner Ambatomirahavavy 🍸🍸🍸

Lounge- Piano -Bar’antique at The Little Corner Ambatomirahavavy 🍸🍺🍹🥂🍻🥃
26/04/2026

Lounge- Piano -Bar’antique at The Little Corner Ambatomirahavavy 🍸🍺🍹🥂🍻🥃

LITTLE BUT CHARMING 💯💥💢Ankafizo ny hakanton’ny The Little Corner Ambatomirahavavy. Eo ho anareo foana izahay.
19/04/2026

LITTLE BUT CHARMING

💯💥💢Ankafizo ny hakanton’ny The Little Corner Ambatomirahavavy.
Eo ho anareo foana izahay.

🤍🤍🤍Toerana kanto anatin'ny filaminana The Little Corner Ambatomirahavavy
16/04/2026

🤍🤍🤍Toerana kanto anatin'ny filaminana

The Little Corner Ambatomirahavavy

🏊‍♀️👭👭🎂🎂❤️Tsigerin-taona niavaka teto amin’ny The Little Corner Ambatomirahavavy. 👌👌👌Ho antsika famille kely maniry hana...
12/04/2026

🏊‍♀️👭👭🎂🎂❤️Tsigerin-taona niavaka teto amin’ny The Little Corner Ambatomirahavavy.

👌👌👌Ho antsika famille kely maniry hanana filaminana sy fitoniana aza misalasala Tompoko mifandray.

Mankasitraka indrindra Christelle Mahefa nisafidy anay The Little Corner.

Mirary soa indrindra Tompoko.

11/04/2026

💯💥💢👌Sabotsy hariva miandry vahiny ato amin'ny The Little Corner Ambatomirahavavy.

Address

RN1, PK 20 + 400m , Mangarivotra
Ambatomirahavavy
112

Telephone

+261340953315

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Little Corner posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to The Little Corner:

Share