Yo ATR

Yo ATR Ataovy fa Tsinjovy ny Rariny✊️

🔥 ATR – TONGA SAINA (EP) 🎵 Efa azo henoina izao.https://www.mediafire.com/folder/oaje2ijenm5bd/Tonga+saina  Nijanona ho ...
10/06/2026

🔥 ATR – TONGA SAINA (EP) 🎵
Efa azo henoina izao.

https://www.mediafire.com/folder/oaje2ijenm5bd/Tonga+saina

Nijanona ho nofy ela... fa lasa zava-misy androany.

ATR Tonga saina dia:
nitady ny rariny, nifona @ Mum, nitsilo ny ho avy, nanetritena niaraka t@ Onisoa Rasolofotsimba , nankafia life

Aza adino ny mizara sy manome ny hevitrareo. ❤️



Merci be an i
Prod: Alliance Label🙏
Mix /master :Yosckar LK'as 🔥
Image : Tyaamizy Adriann 📷

29/05/2026

🌹✨ FÊTE DE MÈRES APPROCHE… ✨🌹
tairo adao hiaraka hifona an i Mum tsika lty ee 🙏

🎥 Extrait officiel bientôt disponible…
Araho tsara ny pejy fa efa ho avy ny émotion ❤️🔥

titre : Mum
artistes : ATR ft Ru di
prod : Alliance Label
mix/ Master : Yosckar LK'as

Mbola ao iany veee ✌️ Arao milay fona ny pejy de namako aingana😅
06/05/2026

Mbola ao iany veee ✌️

Arao milay fona ny pejy de namako aingana😅

29/04/2026

🎬 CLIP maivana
"S’ZEYY" – ATR

Samy mandeha amin’ny lalany…
samy manao izay mety aminy io 💯

Prod : Alliance Label
Mix : Yosckar LK'as
Dir : Ran Di


Patiny kely @ le 6 track ✌️

⚠️ IT’S COMING ⚠️kely sisa ilay kajy 💿🔥 dia vita ✌️6 tracks S1. Real story.Ity no projet an i ATR voalohany 🎤asio tanana...
25/04/2026

⚠️ IT’S COMING ⚠️
kely sisa ilay kajy 💿🔥 dia vita ✌️

6 tracks S1. Real story.
Ity no projet an i ATR voalohany 🎤
asio tanana anosika, asio sofim-pieno dia andao hiakatra 🤝

Ataovy vonona ny écoute…✊️
Satria efa raikitra izy ity 😈🔥
Siix be :
Alliance Label la famille
Tyaamizy Adriann 📷

Tairo andaho mandroso dia sady m-fly Alefaso ny ketrika sy vision milay S/o Onisoa Rasolofotsimba 🎙 texte matsiko be ✌️ ...
24/04/2026

Tairo andaho mandroso dia sady m-fly
Alefaso ny ketrika sy vision milay

S/o Onisoa Rasolofotsimba 🎙 texte matsiko be ✌️

Tyaamizy Adriann 📷

Te amoka son zah io fa tsy aiko eee🤦( marary saina )

Anatina life lah mila mahay midelira 🔥S/o Yosckar LK'as 🎙Efa ho avy ny son hiarahana  zoky be milay 🤝Araho fona ny pejy ...
04/04/2026

Anatina life lah mila mahay midelira 🔥
S/o Yosckar LK'as 🎙

Efa ho avy ny son hiarahana zoky be milay 🤝
Araho fona ny pejy ✌️🙏
📷 Fyh Tia

25/03/2026

tairo aleo asina milantolanto kely ndray✌️✨️
Yosckar LK'as x ATR
titre : Tsaky paradis

Merci be an' ilay sipa mamy kely Onisoa Rasolofotsimba 😘

ato ny lien tik tok
https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZS-94yvgQWpFhw

19/02/2026

Demo trap kely indray aloha ✌️

misaotra an ny équipe eo fona manohana
Son : Alliance Label 🎙
Sary :Sanjï Rãs , Yosckar LK'as , Fyh Tia 📽
montage : Ran Di ; Rak Mahandry Hansi



" izaho tsy mangataka ny ho good fa tairo ny life i Mum ataovy longue"

Aleo wake up ✌️
17/09/2025

Aleo wake up ✌️

Address

Amboaroy Alasora
Alasora

Telephone

+261342346801

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yo ATR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Yo ATR:

Share