La Marmite de Madagascar

La Marmite de Madagascar Bienvenue sur la page de La Marmite de Madagascar. Nous fournissons des services de restauration sp? des plats à livrer et à emporter

29/06/2026

Misaotra Lakozia de Ragrity

27/06/2026

C'est un beau cadeau d'anniversaire
Encore merci Kalyna by Chef Henintsoa

🇲🇬🇲🇬 ARAHABA TRATRY NY ASARAMANITRA TOMPOKO🇲🇬🇲🇬Ho fiarahabana antsika malagasy nahatratra ny andron'ny 26 jona 2026 dia ...
26/06/2026

🇲🇬🇲🇬 ARAHABA TRATRY NY ASARAMANITRA TOMPOKO🇲🇬🇲🇬
Ho fiarahabana antsika malagasy nahatratra ny andron'ny 26 jona 2026 dia indro atolotro anareo ny akon'ny " HANIMBE 2026" izay nataonay teny amin'ny Lapan'Andafiavaratra ANTANANARIVO
🙏🙏 Isaorako manokana ianareo izay namaly ny antsonay ary nahazo ny fy sy nihanoka ny tontolontsakafo malagasy
🙏🙏 Isaorako erampo erantsaina koa ireo Mpianatry ny Université ACEEM sy ny tomponandraikitra nanaiky ho hasainay nandritra iny " HANIMBE " ka nanome ny tsara indrindra nanamarika ny " teny malagasy "
🙏🙏 Isaorako ihany koa ny mpanakanto kabosy Madagasikara nandrotsirotsy anay tamin'ny feo " opera " tsy nisy fanamafisamopeo
🙏🙏 Isaorako koa ny ekipan'ny le Complexe niaraka tamin'ny by Chef Henintsoa izay anisanireo Mpitsara ny fifaninana aratsakafo Iraisampirenena manerana an'i Afrika 🙏🙏
ISAORAKO BEVATA NY EKIPA NIARANIASA SY NANATONTOSA 🙏🙏🙏 @ Aurelie Robison , Sandra , Arthur Iony Malala Randrianaharintsoa
❤️❤️❤️ MISAOTRA- Misaotra 🙏🙏🙏
AFAPO NAREO MPANJIFA
TAFITA NY ZAVAKINENDRY
☝️⭕️HO AVY TSY HO ELA " HANIMBE FARITRA ATSIMONDRANO "

10/06/2026
06/06/2026

Ry malagasy havako 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ndao isika hiaraka hamerina ny hasina sy ny lanjan'ny sakafo narosonireo razambentsika
☝️ Fotoana ny 20 juin à 19h sy 21 juin à 12h30 LAPAN'ANDAFIAVARATRA
☝️Famandrihantoerana https://www.ticketplace.io/event/hanimbe-2026-9b0hvm3xgni5pylkj2oq/items
☝️Antsoy ny 0346657928 raha mila fanazavana fanampiny
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🇲🇬🇲🇬NDAO RY MPONINA ANTANANARIVO  👌" HANIMBE 2026 "👌 🇲🇬🇲🇬L🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬LAPAN'ANDAFIAVARATRA " 🇲🇬☝️SAMEDI 20 JUIN A 19H🫰DIMA...
04/06/2026

🇲🇬🇲🇬NDAO RY MPONINA ANTANANARIVO
👌" HANIMBE 2026 "👌 🇲🇬🇲🇬L🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬LAPAN'ANDAFIAVARATRA " 🇲🇬
☝️SAMEDI 20 JUIN A 19H
🫰DIMANCHE 21 JUIN A 12H30
⚠️⚠️ SOLD OUT DIMANCHE A 19H⚠️⚠️
⭕️RESERVATIONS OBLIGATOIRES ⭕️
https://www.ticketplace.io/event/hanimbe-2026-9b0hvm3xgni5pylkj2oq/items
🙏🙏VIDEO VOALOHANY 🙏🙏@

Ticketplace est une plateforme 100% en ligne de gestion d’événements incluant : Billetterie en ligne et au guichet, inscriptions, invitations, contrôle d’accès, finance, marketing, etc… Elle permet l’administration à 360° et la supervision en temps réel de votre événement.

Adresse

Dammarie-lè-Lys
77190

Heures d'ouverture

01:05 - 17:00

Téléphone

+33764671568

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque La Marmite de Madagascar publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager

Type